Taha · 51/135
Fandikana Fanononana — Taha
قَالَ فَمَا بَالُ الْقُرُونِ الْأُولَىٰ ۝٥١
Qaala famaa baalul quroonil oolaa
📖 Dikany Malagasy
Niteny Izy (Faraona) nanao hoe : “ Ka ahoana àry ireo taranaka teo aloha ? ”
🎧 Henoy

📜 Andininy 49-53 — Taha

49قَالَ فَمَن رَّبُّكُمَا يَا مُوسَىٰ
Niteny Izy (Faraona) ka nanao hoe : “ Iza àry no Tomponareo ry Mosa ? ”
50قَالَ رَبُّنَا الَّذِي أَعْطَىٰ كُلَّ شَيْءٍ خَلْقَهُ ثُمَّ هَدَىٰ
Niteny Izy (Mosa) : “ Ny Tomponay, dia ilay nanome endrika ny zavatra tsirairay, avy eo dia nitari-dàlana Azy Izy ”.
51قَالَ فَمَا بَالُ الْقُرُونِ الْأُولَىٰ
Niteny Izy (Faraona) nanao hoe : “ Ka ahoana àry ireo taranaka teo aloha ? ”
52قَالَ عِلْمُهَا عِندَ رَبِّي فِي كِتَابٍ ۖ لَّا يَضِلُّ رَبِّي وَلَا يَنسَى
Niteny izy (Mosa) hoe : “Ny fahalalana momba azy ireo dia eo anatrehan’ny Tompoko, ao amin’ny Boky. Tsy manao hadisoana, ary tsy manadino ny Tompoko”.
53الَّذِي جَعَلَ لَكُمُ الْأَرْضَ مَهْدًا وَسَلَكَ لَكُمْ فِيهَا سُبُلًا وَأَنزَلَ مِنَ السَّمَاءِ مَاءً فَأَخْرَجْنَا بِهِ أَزْوَاجًا مِّن نَّبَاتٍ شَتَّىٰ
Izy izay nanao ho Anareo ny tany ho toy ny fandriana, ary nanoritra ny làlana teo Aminy ho Anareo; nampidina ny rano avy eny an-danitra Izy. Ka avy amin’izany no namoahanay tsiroaroa ireo karazan-java-maniry maro samihafa.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
51Andininy

Fandikana — Taha 51

Surah Taha Andininy 51 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny Izy (Faraona) nanao hoe : “ Ka ahoana àry…

Surah Andininy 51/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 49–53. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers