Taha · 54/135
Fandikana Fanononana — Taha
كُلُوا وَارْعَوْا أَنْعَامَكُمْ ۗ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَاتٍ لِّأُولِي النُّهَىٰ ۝٥٤
Kuloo war`aw an`aamakum; inna fee zaalika la Aayaatil li ulin nuhaa
📖 Dikany Malagasy
“ Mihinàna àry Ianareo, ary ampihinano koa ireo biby fiompinareo ”. Izany dia porofo famantarana ho an’ireo matsilo saina.
🎧 Henoy

📜 Andininy 52-56 — Taha

52قَالَ عِلْمُهَا عِندَ رَبِّي فِي كِتَابٍ ۖ لَّا يَضِلُّ رَبِّي وَلَا يَنسَى
Niteny izy (Mosa) hoe : “Ny fahalalana momba azy ireo dia eo anatrehan’ny Tompoko, ao amin’ny Boky. Tsy manao hadisoana, ary tsy manadino ny Tompoko”.
53الَّذِي جَعَلَ لَكُمُ الْأَرْضَ مَهْدًا وَسَلَكَ لَكُمْ فِيهَا سُبُلًا وَأَنزَلَ مِنَ السَّمَاءِ مَاءً فَأَخْرَجْنَا بِهِ أَزْوَاجًا مِّن نَّبَاتٍ شَتَّىٰ
Izy izay nanao ho Anareo ny tany ho toy ny fandriana, ary nanoritra ny làlana teo Aminy ho Anareo; nampidina ny rano avy eny an-danitra Izy. Ka avy amin’izany no namoahanay tsiroaroa ireo karazan-java-maniry maro samihafa.
54كُلُوا وَارْعَوْا أَنْعَامَكُمْ ۗ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَاتٍ لِّأُولِي النُّهَىٰ
“ Mihinàna àry Ianareo, ary ampihinano koa ireo biby fiompinareo ”. Izany dia porofo famantarana ho an’ireo matsilo saina.
55۞ مِنْهَا خَلَقْنَاكُمْ وَفِيهَا نُعِيدُكُمْ وَمِنْهَا نُخْرِجُكُمْ تَارَةً أُخْرَىٰ
Avy aminy (tany) no naharianay Anareo, ary avy Aminy no hamerenanay Anareo, ary avy aminy ihany koa no hamoahanay Anareo indray.
56وَلَقَدْ أَرَيْنَاهُ آيَاتِنَا كُلَّهَا فَكَذَّبَ وَأَبَىٰ
Efa nasehonay Azy (Faraona) daholo ireo zava-mahagaga rehetra avy Aminay; saingy nolazainy fa lainga izany, ary nandà Izy.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
54Andininy

Fandikana — Taha 54

Surah Taha Andininy 54 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : “ Mihinàna àry Ianareo, ary ampihinano koa ireo biby fiompinareo…

Surah Andininy 54/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 52–56. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers