Al-Anbiya · 110/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
إِنَّهُ يَعْلَمُ الْجَهْرَ مِنَ الْقَوْلِ وَيَعْلَمُ مَا تَكْتُمُونَ ١١٠
Transliteration
Innahoo ya`lamul jahra minal qawli wa ya`lamu maa taktumoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Izy (Allah) dia tena mahalala tokoa izay avoakanareo amin’ny teny sy mahalala koa izay afeninareo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 108-112 — Al-Anbiya
108قُلْ إِنَّمَا يُوحَىٰ إِلَيَّ أَنَّمَا إِلَٰهُكُمْ إِلَٰهٌ وَاحِدٌ ۖ فَهَلْ أَنتُم مُّسْلِمُونَ
Teneno hoe : “Tena marina fa ny nambara tamiko dia ny hoe : ny zanaharinareo dia Zanahary Tokana ihany, ka moa ve mpanetri-tena tokoa ianareo ?”
109فَإِن تَوَلَّوْا فَقُلْ آذَنتُكُمْ عَلَىٰ سَوَاءٍ ۖ وَإِنْ أَدْرِي أَقَرِيبٌ أَم بَعِيدٌ مَّا تُوعَدُونَ
Fa raha mitodi-damosina kosa izy ireo, dia teneno hoe :”Efa nolazaiko ianareo rehetra, ary (tsy fantatro) na efa akaiky na mbola lavitra izay nampanantenaina anareo.
110إِنَّهُ يَعْلَمُ الْجَهْرَ مِنَ الْقَوْلِ وَيَعْلَمُ مَا تَكْتُمُونَ
Izy (Allah) dia tena mahalala tokoa izay avoakanareo amin’ny teny sy mahalala koa izay afeninareo.
111وَإِنْ أَدْرِي لَعَلَّهُ فِتْنَةٌ لَّكُمْ وَمَتَاعٌ إِلَىٰ حِينٍ
Ary tsy fantatro, izany angamba no mety ho fitsapana ho anareo sy ho fahafinaretana miserana.
112قَالَ رَبِّ احْكُم بِالْحَقِّ ۗ وَرَبُّنَا الرَّحْمَٰنُ الْمُسْتَعَانُ عَلَىٰ مَا تَصِفُونَ
Niteny izy hoe : “Tompoko o ! Tsarao araka ny fahamarinana, ary ny Tomponay Ilay be Indrafo no Fitarainana amin’ny famaritana tsy marina izay lazainareo”.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
110Andininy
Fandikana — Al-Anbiya 110
Surah Al-Anbiya Andininy 110 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izy (Allah) dia tena mahalala tokoa izay avoakanareo amin’ny teny…Surah Andininy 110/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 108–112. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








