Al-Anbiya · 77/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
وَنَصَرْنَاهُ مِنَ الْقَوْمِ الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا ۚ إِنَّهُمْ كَانُوا قَوْمَ سَوْءٍ فَأَغْرَقْنَاهُمْ أَجْمَعِينَ ٧٧
Transliteration
Wa nasarnaahu minal qawmil lazeena kazzaboo bi Aayaatinaa; innahum kkaanoo qawma saw`in fa-aghraq naahum ajma`een
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary navotanay izy tamin’ny vahoaka izay nilaza fa lainga ireo famantarana avy aty Aminay.Tena marina fa vahoaka ratsy izy ireo, ka narendrikay avokoa izy rehetra.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 75-79 — Al-Anbiya
75وَأَدْخَلْنَاهُ فِي رَحْمَتِنَا ۖ إِنَّهُ مِنَ الصَّالِحِينَ
Ary nampidininay ao anatin’ny famindram-ponay izy satria tena anisan’ireo olo-mendrika tokoa.
76وَنُوحًا إِذْ نَادَىٰ مِن قَبْلُ فَاسْتَجَبْنَا لَهُ فَنَجَّيْنَاهُ وَأَهْلَهُ مِنَ الْكَرْبِ الْعَظِيمِ
Ary i Noa, raha nitalaho izy teo aloha dia novalianay sy novonjenay izy sy ny fianakaviany tamin’ilay tebiteby lehibe.
77وَنَصَرْنَاهُ مِنَ الْقَوْمِ الَّذِينَ كَذَّبُوا بِآيَاتِنَا ۚ إِنَّهُمْ كَانُوا قَوْمَ سَوْءٍ فَأَغْرَقْنَاهُمْ أَجْمَعِينَ
Ary navotanay izy tamin’ny vahoaka izay nilaza fa lainga ireo famantarana avy aty Aminay.Tena marina fa vahoaka ratsy izy ireo, ka narendrikay avokoa izy rehetra.
78وَدَاوُودَ وَسُلَيْمَانَ إِذْ يَحْكُمَانِ فِي الْحَرْثِ إِذْ نَفَشَتْ فِيهِ غَنَمُ الْقَوْمِ وَكُنَّا لِحُكْمِهِمْ شَاهِدِينَ
Ary i Davida sy i Salomona, raha izy roa ireo nitsara mahakasika ny tany voavoly izay nandehanan’ny ondrin’ny vahoaka, niraoka voly tao amin’izany (tamin’ny alina). Ary vavolombelona tamin’ny fitsaran’izy ireo Izahay.
79فَفَهَّمْنَاهَا سُلَيْمَانَ ۚ وَكُلًّا آتَيْنَا حُكْمًا وَعِلْمًا ۚ وَسَخَّرْنَا مَعَ دَاوُودَ الْجِبَالَ يُسَبِّحْنَ وَالطَّيْرَ ۚ وَكُنَّا فَاعِلِينَ
Nampahafantarinay an’i Salomona izany. Ary samy nomenay fahendrena hitsara sy fahalalana avokoa izy roa. Ary nataonay hiaraka hidera (ny Voninahitray) amin’i Davida ireo tendrombohitra sy ny voro-manidina. Ary Izahay tokoa no nanao izany.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
77Andininy
Fandikana — Al-Anbiya 77
Surah Al-Anbiya Andininy 77 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary navotanay izy tamin’ny vahoaka izay nilaza fa lainga ireo…Surah Andininy 77/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 75–79. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








