Al-Anbiya · 88/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
فَاسْتَجَبْنَا لَهُ وَنَجَّيْنَاهُ مِنَ الْغَمِّ ۚ وَكَذَٰلِكَ نُنجِي الْمُؤْمِنِينَ ۝٨٨
Fastajabnaa lahoo wa najjainaahu minal ghamm; wa kazaalika nunjil mu`mineen
📖 Dikany Malagasy
Novalianay ny fangatahany, ary navotanay izy tamin'ny fahoriana izay nianjady taminy. Ary toy izany no hanavotanay ireo mpino.

🎧 Henoy


📜 Andininy 86-90 — Al-Anbiya

86وَأَدْخَلْنَاهُمْ فِي رَحْمَتِنَا ۖ إِنَّهُم مِّنَ الصَّالِحِينَ
Ary nampidirinay ao anatin’ny famindram-ponay izy ireo satria tena marina fa anisan’ireo olo-mendrika.
87وَذَا النُّونِ إِذ ذَّهَبَ مُغَاضِبًا فَظَنَّ أَن لَّن نَّقْدِرَ عَلَيْهِ فَنَادَىٰ فِي الظُّلُمَاتِ أَن لَّا إِلَٰهَ إِلَّا أَنتَ سُبْحَانَكَ إِنِّي كُنتُ مِنَ الظَّالِمِينَ
Ary i Jonasy raha nandeha an-katezerana izy ; noheveriny fa tsy afaka hanao na inona na inona aminy Izahay. Ka nitalaho tao anatin’ny haizim-pito izy hoe :“Tsy misy zanahary hafa afa-tsy Ianao. Voninahitra anie ho Anao ! Tena marina fa isan’ireo nanao ny tsy rariny tokoa aho”.
88فَاسْتَجَبْنَا لَهُ وَنَجَّيْنَاهُ مِنَ الْغَمِّ ۚ وَكَذَٰلِكَ نُنجِي الْمُؤْمِنِينَ
Novalianay ny fangatahany, ary navotanay izy tamin'ny fahoriana izay nianjady taminy. Ary toy izany no hanavotanay ireo mpino.
89وَزَكَرِيَّا إِذْ نَادَىٰ رَبَّهُ رَبِّ لَا تَذَرْنِي فَرْدًا وَأَنتَ خَيْرُ الْوَارِثِينَ
Ary i Zakaria, raha nitalaho tamin’ny Tompony izy hoe : “Tompo o ! Aza avelanao ho irery aho, fa Ianao no mendrika indrindra amin’ireo mpandova !”
90فَاسْتَجَبْنَا لَهُ وَوَهَبْنَا لَهُ يَحْيَىٰ وَأَصْلَحْنَا لَهُ زَوْجَهُ ۚ إِنَّهُمْ كَانُوا يُسَارِعُونَ فِي الْخَيْرَاتِ وَيَدْعُونَنَا رَغَبًا وَرَهَبًا ۖ وَكَانُوا لَنَا خَاشِعِينَ
Novalianay ny fangatahany ka nomenay an'i Jaona izy ary nataony hifanambina aminy ny vadiny (nomenay zanaka). Marina fa nihazakazaka tamin'ny fanaovana ny tsara izy ireo, ary nitalaho taminay amim-pitiavana sy amim-patahorana. Ary nanetri-tena teo anatrehanay izy ireo.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
88Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 88

Surah Al-Anbiya Andininy 88 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Novalianay ny fangatahany, ary navotanay izy tamin'ny fahoriana izay nianjady…

Surah Andininy 88/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 86–90. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers