Al-Hajj · 22/78
Fandikana Fanononana — Al-Hajj
كُلَّمَا أَرَادُوا أَن يَخْرُجُوا مِنْهَا مِنْ غَمٍّ أُعِيدُوا فِيهَا وَذُوقُوا عَذَابَ الْحَرِيقِ ۝٢٢
Kullamaa araadooo any yakhrujoo minhaa min ghammin u`eedoo feeha wa zooqoo `azaabal hareeq
📖 Dikany Malagasy
Isaky ny te-hivoaka avy ao izy ireo, noho ny fahoriana, dia haverina ao indray (ka ho tenenina amin’izy ireo hoe) :“Andramonareo ny famaizan’ny Afobe mivaivay”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 20-24 — Al-Hajj

20يُصْهَرُ بِهِ مَا فِي بُطُونِهِمْ وَالْجُلُودُ
Izay hampitsonika ny ao anatin’ny kibon’izy ireo sy ny hodiny.
21وَلَهُم مَّقَامِعُ مِنْ حَدِيدٍ
Ary ho azy ireo ny fively vy.
22كُلَّمَا أَرَادُوا أَن يَخْرُجُوا مِنْهَا مِنْ غَمٍّ أُعِيدُوا فِيهَا وَذُوقُوا عَذَابَ الْحَرِيقِ
Isaky ny te-hivoaka avy ao izy ireo, noho ny fahoriana, dia haverina ao indray (ka ho tenenina amin’izy ireo hoe) :“Andramonareo ny famaizan’ny Afobe mivaivay”.
23إِنَّ اللَّهَ يُدْخِلُ الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ جَنَّاتٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ يُحَلَّوْنَ فِيهَا مِنْ أَسَاوِرَ مِن ذَهَبٍ وَلُؤْلُؤًا ۖ وَلِبَاسُهُمْ فِيهَا حَرِيرٌ
Marina fa I Allah dia hampiditra ireo izay nino sy nanao asa soa ao amin’ny Paradisa izay misy renirano mikoriana eo ambaniny. Hampihaigoina amin’ny firavaka volamena, sy vatosoa izy ireo ao anatin’izany, ary ny fitafin’izy ireo ao dia lamba landy.
24وَهُدُوا إِلَى الطَّيِّبِ مِنَ الْقَوْلِ وَهُدُوا إِلَىٰ صِرَاطِ الْحَمِيدِ
Ary ho tarihina ho any amin’ny teny mendrika izy ireo sy ho tarihina ho any amin’ny lalana mendrika ihany koa.
Al-HajjFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
22Andininy

Fandikana — Al-Hajj 22

Surah Al-Hajj Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Isaky ny te-hivoaka avy ao izy ireo, noho ny fahoriana,…

Surah Andininy 22/78 — Al-Hajj الحج (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Hajj Henoy, Al-Hajj Fandikana, Al-Hajj mp3, Al-Hajj pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers