Ash-Shu'ara · 101/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
وَلَا صَدِيقٍ حَمِيمٍ ۝١٠١
Wa laa sadeeqin hameem
📖 Dikany Malagasy
Na sakaiza mafana fo !

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 99-103 — Surah Ash-Shu'ara

99وَمَا أَضَلَّنَا إِلَّا الْمُجْرِمُونَ
Ary tsy nisy namery lalana anay afa-tsy ireo mpanao heloka bevava !
100فَمَا لَنَا مِن شَافِعِينَ
Ary tsy manana mpanelanelana izahay.
101وَلَا صَدِيقٍ حَمِيمٍ
Na sakaiza mafana fo !
102فَلَوْ أَنَّ لَنَا كَرَّةً فَنَكُونَ مِنَ الْمُؤْمِنِينَ
Raha nanana fahafahana miverina izahay dia ho anisan’ireo mpino !
103إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً ۖ وَمَا كَانَ أَكْثَرُهُم مُّؤْمِنِينَ
Marina fa amin’izany dia misy fahagagana tokoa, nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mpino.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
101Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 101

Surah Ash-Shu'ara Andininy 101 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Na sakaiza mafana fo !

Surah Andininy 101/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 99–103. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers