Ash-Shu'ara · 104/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
وَإِنَّ رَبَّكَ لَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ ١٠٤
Transliteration
Wa inna Rabbaka la Huwal `Azeezur Raheem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay be indrafo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 102-106 — Ash-Shu'ara
102فَلَوْ أَنَّ لَنَا كَرَّةً فَنَكُونَ مِنَ الْمُؤْمِنِينَ
Raha nanana fahafahana miverina izahay dia ho anisan’ireo mpino !
103إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً ۖ وَمَا كَانَ أَكْثَرُهُم مُّؤْمِنِينَ
Marina fa amin’izany dia misy fahagagana tokoa, nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mpino.
104وَإِنَّ رَبَّكَ لَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ
Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay be indrafo.
105كَذَّبَتْ قَوْمُ نُوحٍ الْمُرْسَلِينَ
Nilaza ireo Iraka ho mpandainga ny vahoakan’i Noa.
106إِذْ قَالَ لَهُمْ أَخُوهُمْ نُوحٌ أَلَا تَتَّقُونَ
Rehefa niteny tamin’izy ireo i Noa, rahalahin’izy ireo, hoe : “Tsy matahotra (an’I Allah) ve ianareo ?
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
104Andininy
Fandikana — Ash-Shu'ara 104
Surah Ash-Shu'ara Andininy 104 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay…Surah Andininy 104/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 102–106. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








