Ash-Shu'ara · 105/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
كَذَّبَتْ قَوْمُ نُوحٍ الْمُرْسَلِينَ ۝١٠٥
Kazzabat qawmu Noohinil Mursaleen
📖 Dikany Malagasy
Nilaza ireo Iraka ho mpandainga ny vahoakan’i Noa.
🎧 Henoy

📜 Andininy 103-107 — Ash-Shu'ara

103إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً ۖ وَمَا كَانَ أَكْثَرُهُم مُّؤْمِنِينَ
Marina fa amin’izany dia misy fahagagana tokoa, nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mpino.
104وَإِنَّ رَبَّكَ لَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ
Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay be indrafo.
105كَذَّبَتْ قَوْمُ نُوحٍ الْمُرْسَلِينَ
Nilaza ireo Iraka ho mpandainga ny vahoakan’i Noa.
106إِذْ قَالَ لَهُمْ أَخُوهُمْ نُوحٌ أَلَا تَتَّقُونَ
Rehefa niteny tamin’izy ireo i Noa, rahalahin’izy ireo, hoe : “Tsy matahotra (an’I Allah) ve ianareo ?
107إِنِّي لَكُمْ رَسُولٌ أَمِينٌ
Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
105Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 105

Surah Ash-Shu'ara Andininy 105 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nilaza ireo Iraka ho mpandainga ny vahoakan’i Noa.

Surah Andininy 105/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 103–107. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers