Ash-Shu'ara · 132/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
وَاتَّقُوا الَّذِي أَمَدَّكُم بِمَا تَعْلَمُونَ ۝١٣٢
Wattaqul lazeee amad dakum bimaa ta`lamoon
📖 Dikany Malagasy
Ary matahora izay nanome anareo zavatra (tsara rehetra) izay efa fantatrareo ianareo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 130-134 — Surah Ash-Shu'ara

130وَإِذَا بَطَشْتُم بَطَشْتُمْ جَبَّارِينَ
Ary rehefa manasazy ianareo, dia manasazy tsy misy fiantràna .
131فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ
Ary matahora an’I Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.
132وَاتَّقُوا الَّذِي أَمَدَّكُم بِمَا تَعْلَمُونَ
Ary matahora izay nanome anareo zavatra (tsara rehetra) izay efa fantatrareo ianareo.
133أَمَدَّكُم بِأَنْعَامٍ وَبَنِينَ
Izay nanome anareo ireo biby fiompy sy ireo zanaka.
134وَجَنَّاتٍ وَعُيُونٍ
Ary ireo zaridaina sy ireo loharano.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
132Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 132

Surah Ash-Shu'ara Andininy 132 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary matahora izay nanome anareo zavatra (tsara rehetra) izay efa…

Surah Andininy 132/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 130–134. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers