Ash-Shu'ara · 201/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
لَا يُؤْمِنُونَ بِهِ حَتَّىٰ يَرَوُا الْعَذَابَ الْأَلِيمَ ۝٢٠١
Laa yu`minoona bihee hattaa yarawul `azaabal aleem
📖 Dikany Malagasy
Ka tsy hino izany (Kor’any izany) izy ireo alohan’ny ahitan’izy ireo ny famaizana mamirifiry.
🎧 Henoy

📜 Andininy 199-203 — Ash-Shu'ara

199فَقَرَأَهُ عَلَيْهِم مَّا كَانُوا بِهِ مُؤْمِنِينَ
Ary novakiany tamin’izy ireo izany, dia tsy nino izany ihany izy ireo.
200كَذَٰلِكَ سَلَكْنَاهُ فِي قُلُوبِ الْمُجْرِمِينَ
Tahaka izany no nampidiranay azy (ny ahiahy) tao amin’ny fon’ireo mpanao heloka bevava.
201لَا يُؤْمِنُونَ بِهِ حَتَّىٰ يَرَوُا الْعَذَابَ الْأَلِيمَ
Ka tsy hino izany (Kor’any izany) izy ireo alohan’ny ahitan’izy ireo ny famaizana mamirifiry.
202فَيَأْتِيَهُم بَغْتَةً وَهُمْ لَا يَشْعُرُونَ
Izay ho tonga tampoka amin’izy ireo, ary tsy ahatsapa izany mihitsy izy ireo.
203فَيَقُولُوا هَلْ نَحْنُ مُنظَرُونَ
Dia hiteny izy ireo hoe : “Moa ve ahazo fe-potoana izahay ?”
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
201Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 201

Surah Ash-Shu'ara Andininy 201 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka tsy hino izany (Kor’any izany) izy ireo alohan’ny ahitan’izy…

Surah Andininy 201/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 199–203. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers