Ash-Shu'ara · 34/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
قَالَ لِلْمَلَإِ حَوْلَهُ إِنَّ هَٰذَا لَسَاحِرٌ عَلِيمٌ ۝٣٤
Qaala lilmala-i hawlahooo inna haazaa lasaahirun `aleem
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy (Faraona) tamin’ireo loholona nanodidina azy hoe : “Izany tokoa no mpanao majika mahay”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 32-36 — Surah Ash-Shu'ara

32فَأَلْقَىٰ عَصَاهُ فَإِذَا هِيَ ثُعْبَانٌ مُّبِينٌ
Ka natorany ny tehiny, dia lasa bibilava lehibe miharihary izany.
33وَنَزَعَ يَدَهُ فَإِذَا هِيَ بَيْضَاءُ لِلنَّاظِرِينَ
Ary navoakany ny tanany, dia lasa fotsy mamirapiratra teo amin’ireo mpijery izany.
34قَالَ لِلْمَلَإِ حَوْلَهُ إِنَّ هَٰذَا لَسَاحِرٌ عَلِيمٌ
Niteny izy (Faraona) tamin’ireo loholona nanodidina azy hoe : “Izany tokoa no mpanao majika mahay”.
35يُرِيدُ أَن يُخْرِجَكُم مِّنْ أَرْضِكُم بِسِحْرِهِ فَمَاذَا تَأْمُرُونَ
Mila hamoaka anareo hiala amin’ny tanànanareo amin’ny alalan’ny majikany izy, ka inona no hevitra homenareo ahy ?”
36قَالُوا أَرْجِهْ وَأَخَاهُ وَابْعَثْ فِي الْمَدَائِنِ حَاشِرِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Ampiandraso izy sy ny rahalahiny, ary andefaso iraka mankany amin’ireo tanàna mba hamory olona"
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
34Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 34

Surah Ash-Shu'ara Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy (Faraona) tamin’ireo loholona nanodidina azy hoe : “Izany…

Surah Andininy 34/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers