Al-Qasas · 12/88
Fandikana Fanononana — Al-Qasas
۞ وَحَرَّمْنَا عَلَيْهِ الْمَرَاضِعَ مِن قَبْلُ فَقَالَتْ هَلْ أَدُلُّكُمْ عَلَىٰ أَهْلِ بَيْتٍ يَكْفُلُونَهُ لَكُمْ وَهُمْ لَهُ نَاصِحُونَ ۝١٢
Wa harramnaa `alaihil maraadi`a min qablu faqaalat hal adullukum `alaaa ahli baitiny yakfuloonahoo lakum wa hum lahoo naasihoon
📖 Dikany Malagasy
Ary noraranay taminy hatreto ireo mpampinono. Dia niteny izy hoe : “Moa ve sitrakareo ny hanoroako anareo ny fianakavian’ny trano iray, izay afaka hiandraikitra azy ho anareo sady hanoro hevitra tsara ho azy ?”
🎧 Henoy

📜 Andininy 10-14 — Al-Qasas

10وَأَصْبَحَ فُؤَادُ أُمِّ مُوسَىٰ فَارِغًا ۖ إِن كَادَتْ لَتُبْدِي بِهِ لَوْلَا أَن رَّبَطْنَا عَلَىٰ قَلْبِهَا لِتَكُونَ مِنَ الْمُؤْمِنِينَ
Lasa foana ny fon’ny renin’i Mosesy, saika haharihariny avokoa ny momba azy, raha tsy nohamafisinay ny fony, mba ho anisan’ireo mpino izy.
11وَقَالَتْ لِأُخْتِهِ قُصِّيهِ ۖ فَبَصُرَتْ بِهِ عَن جُنُبٍ وَهُمْ لَا يَشْعُرُونَ
Ary niteny tamin’ny anabaviny izy hoe : “Araho izy”, ka tazany avy lavitra izy, nefa izy ireo dia tsy mahatsapa akory.
12۞ وَحَرَّمْنَا عَلَيْهِ الْمَرَاضِعَ مِن قَبْلُ فَقَالَتْ هَلْ أَدُلُّكُمْ عَلَىٰ أَهْلِ بَيْتٍ يَكْفُلُونَهُ لَكُمْ وَهُمْ لَهُ نَاصِحُونَ
Ary noraranay taminy hatreto ireo mpampinono. Dia niteny izy hoe : “Moa ve sitrakareo ny hanoroako anareo ny fianakavian’ny trano iray, izay afaka hiandraikitra azy ho anareo sady hanoro hevitra tsara ho azy ?”
13فَرَدَدْنَاهُ إِلَىٰ أُمِّهِ كَيْ تَقَرَّ عَيْنُهَا وَلَا تَحْزَنَ وَلِتَعْلَمَ أَنَّ وَعْدَ اللَّهِ حَقٌّ وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَهُمْ لَا يَعْلَمُونَ
Ary dia naverinay tany amin’ny reniny izy, mba hamalifaly ny masony, sy tsy hampalahelo azy, ary mba ahafantarany fa ny fampanantenan’I Allah dia marina tokoa. Nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mahafantatra.
14وَلَمَّا بَلَغَ أَشُدَّهُ وَاسْتَوَىٰ آتَيْنَاهُ حُكْمًا وَعِلْمًا ۚ وَكَذَٰلِكَ نَجْزِي الْمُحْسِنِينَ
Ary rehefa tonga tamin’ny fahamatoran-tsainy sy nahatratra ny fahafenoana ara-batana izy, dia nomenay fahafahana mitsara sy fahalalana izy. Ary tahaka izany no hanomezanay valisoa ireo mpanao tsara.
Al-QasasFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — Al-Qasas 12

Surah Al-Qasas Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary noraranay taminy hatreto ireo mpampinono. Dia niteny izy hoe…

Surah Andininy 12/88 — Al-Qasas القصص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qasas Henoy, Al-Qasas Fandikana, Al-Qasas mp3, Al-Qasas pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers