Iloaran'i Imrana · 5/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
إِنَّ اللَّهَ لَا يَخْفَىٰ عَلَيْهِ شَيْءٌ فِي الْأَرْضِ وَلَا فِي السَّمَاءِ ٥
Transliteration
Innal laaha laa yakhfaa `alaihi shai`un fil ardi wa laa fis samaaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tena marina, fa tsy misy zavatra miafina amin’i Allah na dia kely aza, na eto an-tany na any an-danitra.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 3-7 — Iloaran'i Imrana
3نَزَّلَ عَلَيْكَ الْكِتَابَ بِالْحَقِّ مُصَدِّقًا لِّمَا بَيْنَ يَدَيْهِ وَأَنزَلَ التَّوْرَاةَ وَالْإِنجِيلَ
Nampidina Taminao ny Boky tamim-pahamarinana Izy, manamarina izay efa nisy teo alohany. Ary nampidina ny Taoraty sy ny Evanjely Izy,
4مِن قَبْلُ هُدًى لِّلنَّاسِ وَأَنزَلَ الْفُرْقَانَ ۗ إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا بِآيَاتِ اللَّهِ لَهُمْ عَذَابٌ شَدِيدٌ ۗ وَاللَّهُ عَزِيزٌ ذُو انتِقَامٍ
Tany aloha, tari-dàlana ho an’ny Olombelona. Ary nampidina ny fanavahana [38] Izy. Tena marina, fa ireo izay nitsipaka ny fanambaran’i Allah, dia ho azy ireo ny famaizana mafy. Ary Allah dia Tsitoha sy Tompon’ny famalian-keloka.
5إِنَّ اللَّهَ لَا يَخْفَىٰ عَلَيْهِ شَيْءٌ فِي الْأَرْضِ وَلَا فِي السَّمَاءِ
Tena marina, fa tsy misy zavatra miafina amin’i Allah na dia kely aza, na eto an-tany na any an-danitra.
6هُوَ الَّذِي يُصَوِّرُكُمْ فِي الْأَرْحَامِ كَيْفَ يَشَاءُ ۚ لَا إِلَٰهَ إِلَّا هُوَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ
Izy no nanome Anareo endrika tao am-bohoka araka izay sitrany. Tsy misy Zanahary afa-tsy Izy, ilay Tsitoha, ilay be Fahendrena.
7هُوَ الَّذِي أَنزَلَ عَلَيْكَ الْكِتَابَ مِنْهُ آيَاتٌ مُّحْكَمَاتٌ هُنَّ أُمُّ الْكِتَابِ وَأُخَرُ مُتَشَابِهَاتٌ ۖ فَأَمَّا الَّذِينَ فِي قُلُوبِهِمْ زَيْغٌ فَيَتَّبِعُونَ مَا تَشَابَهَ مِنْهُ ابْتِغَاءَ الْفِتْنَةِ وَابْتِغَاءَ تَأْوِيلِهِ ۗ وَمَا يَعْلَمُ تَأْوِيلَهُ إِلَّا اللَّهُ ۗ وَالرَّاسِخُونَ فِي الْعِلْمِ يَقُولُونَ آمَنَّا بِهِ كُلٌّ مِّنْ عِندِ رَبِّنَا ۗ وَمَا يَذَّكَّرُ إِلَّا أُولُو الْأَلْبَابِ
Izy no nampidina Taminao ilay Boky, misy andininy mazava tsara ao, izy ireo no fototr’ilay Boky, fa ny (andininy) sasany kosa dia mifono hevitra maro [39].Ireo izay manana fo mirona amin’ny fahaverezana dia manaraka ireo andininy mifono hevitra maro, ho fitadiavana ny fifanoheran-kevitra sy fitadiavana ny dikan-teny hafa momba izany, nefa tsy misy mahalala ny tena dikan’izany afa-tsy i Allah. Fa ireo miorim-paka lalina amin’ny fahalalana kosa dia miteny hoe : “ Mino an’izany izahay ! Avy amin’ny Tomponay avokoa izany rehetra izany ”. Nefa, tsy misy mahatsiaro izany, afa-tsy ireo matsilo saina.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
5Andininy
Fandikana — Iloaran'i Imrana 5
Surah Iloaran'i Imrana Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina, fa tsy misy zavatra miafina amin’i Allah na…Surah Andininy 5/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








