Al-Ahzab · 62/73
Fandikana Fanononana — Al-Ahzab
سُنَّةَ اللَّهِ فِي الَّذِينَ خَلَوْا مِن قَبْلُ ۖ وَلَن تَجِدَ لِسُنَّةِ اللَّهِ تَبْدِيلًا ٦٢
Transliteration
Sunnatal laahi fil lazeena khalaw min qablu wa lan tajida lisunnatil laahi tabdeelaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Toy izany no sori-dàlan’i Allah manoloana ireo izay niaina teo aloha, ary tsy hahita fiovana velively amin’ny sori-dàlan’i Allah ianao.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 60-64 — Al-Ahzab
60۞ لَّئِن لَّمْ يَنتَهِ الْمُنَافِقُونَ وَالَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٌ وَالْمُرْجِفُونَ فِي الْمَدِينَةِ لَنُغْرِيَنَّكَ بِهِمْ ثُمَّ لَا يُجَاوِرُونَكَ فِيهَا إِلَّا قَلِيلًا
Raha tena tsy mitsahatra ireo mpihatsaravelatsihy, sy ireo izay misy aretina amin’ny fòny, ary koa ireo mpanakorontana ao Madinah, dia tena hamporisika anao Izahay hanohitra azy ireo, ka tsy hipetraka maharitra eo akaikinao izy ireo afa-tsy fotoana fohy ihany.
61مَّلْعُونِينَ ۖ أَيْنَمَا ثُقِفُوا أُخِذُوا وَقُتِّلُوا تَقْتِيلًا
Voahozona izy ireo. Ka na aiza na aiza ny toerana ahitana azy ireo, dia horaisina sy hovonoina tsy misy indrafò izy ireo.
62سُنَّةَ اللَّهِ فِي الَّذِينَ خَلَوْا مِن قَبْلُ ۖ وَلَن تَجِدَ لِسُنَّةِ اللَّهِ تَبْدِيلًا
Toy izany no sori-dàlan’i Allah manoloana ireo izay niaina teo aloha, ary tsy hahita fiovana velively amin’ny sori-dàlan’i Allah ianao.
63يَسْأَلُكَ النَّاسُ عَنِ السَّاعَةِ ۖ قُلْ إِنَّمَا عِلْمُهَا عِندَ اللَّهِ ۚ وَمَا يُدْرِيكَ لَعَلَّ السَّاعَةَ تَكُونُ قَرِيبًا
Manontany anao ireo olona momba ny Ora. Teneno hoe: “Ny fahalalana momba izany dia an’i Allah irery ihany”. Ary inona no ahafantaranao izany? Fa angamba ny Ora dia mety efa akaiky.
64إِنَّ اللَّهَ لَعَنَ الْكَافِرِينَ وَأَعَدَّ لَهُمْ سَعِيرًا
Tena marina fa Allah dia nanozona ireo tsy mpino, ary nanomana ho azy ireo ny Afobe mamaivay
Al-AhzabFizahan-takila Koraña
73Andininy
MedinanRevelation
62Andininy
Fandikana — Al-Ahzab 62
Surah Al-Ahzab Andininy 62 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Toy izany no sori-dàlan’i Allah manoloana ireo izay niaina teo…Surah Andininy 62/73 — Al-Ahzab الأحزاب (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ahzab Henoy, Al-Ahzab Fandikana, Al-Ahzab mp3, Al-Ahzab pdf. Andininy 60–64. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








