Saba · 26/54
Fandikana Fanononana — Saba
قُلْ يَجْمَعُ بَيْنَنَا رَبُّنَا ثُمَّ يَفْتَحُ بَيْنَنَا بِالْحَقِّ وَهُوَ الْفَتَّاحُ الْعَلِيمُ ۝٢٦
Qul yajma`u bainanaa Rabbunaa summa yaftahu bainanaa bilhaqq; wa Huwal Fattaahul `Aleem
📖 Dikany Malagasy
Lazao hoe : “ Hamory antsika ny Tompontsika, hitsara antsika amim-pahamarinana Izy, fa Izy no ilay mpitsara avo, ilay mahalala ny zava-drehetra ”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 24-28 — Saba

24۞ قُلْ مَن يَرْزُقُكُم مِّنَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ قُلِ اللَّهُ ۖ وَإِنَّا أَوْ إِيَّاكُمْ لَعَلَىٰ هُدًى أَوْ فِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Dia lazao hoe : “ Iza no manome anjaram-pivelomana anareo avy any an-danitra sy ety an-tany ? ”. Valio hoe : “ Allah. Izahay va sa ianareo no amin’ny làlana tsara, na amin’ny làlan’ny fahaverezana miharihary ? ”.
25قُل لَّا تُسْأَلُونَ عَمَّا أَجْرَمْنَا وَلَا نُسْأَلُ عَمَّا تَعْمَلُونَ
Lazao hoe : “ Tsy hanontaniana mikasika izay heloka nataonay ianareo, ary izahay koa tsy hanonataniana ny mikasika izay nataonareo ”.
26قُلْ يَجْمَعُ بَيْنَنَا رَبُّنَا ثُمَّ يَفْتَحُ بَيْنَنَا بِالْحَقِّ وَهُوَ الْفَتَّاحُ الْعَلِيمُ
Lazao hoe : “ Hamory antsika ny Tompontsika, hitsara antsika amim-pahamarinana Izy, fa Izy no ilay mpitsara avo, ilay mahalala ny zava-drehetra ”.
27قُلْ أَرُونِيَ الَّذِينَ أَلْحَقْتُم بِهِ شُرَكَاءَ ۖ كَلَّا ۚ بَلْ هُوَ اللَّهُ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ
Lazao hoe : “ Asehoy ahy izay nataonareo ho mpitambatra Aminy. tsia ! fa Izy no ilay Tompo tsitoha, ilay be fahendrena ”.
28وَمَا أَرْسَلْنَاكَ إِلَّا كَافَّةً لِّلنَّاسِ بَشِيرًا وَنَذِيرًا وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَ النَّاسِ لَا يَعْلَمُونَ
Tsy nalefanay ianao afa-tsy ho mpilaza sy ho mpampitandrina ny olombelona rehetra, nefa tsy mahafantatra izany ny ankamaroan’ny olona.
SabaFizahan-takila Koraña
54Andininy
MeccanRevelation
26Andininy

Fandikana — Saba 26

Surah Saba Andininy 26 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Lazao hoe : “ Hamory antsika ny Tompontsika, hitsara antsika…

Surah Andininy 26/54 — Saba سبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Saba Henoy, Saba Fandikana, Saba mp3, Saba pdf. Andininy 24–28. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers