Fatira · 21/45
Fandikana Fanononana — Surah Fatira
وَلَا الظِّلُّ وَلَا الْحَرُورُ ۝٢١
Wa laz zillu wa lal haroor
📖 Dikany Malagasy
na ny aloka sy ny hafanana migaingaina.

🎧 Henoy


📜 Andininy 19-23 — Surah Fatira

19وَمَا يَسْتَوِي الْأَعْمَىٰ وَالْبَصِيرُ
Tsy mitovy ny jamba sy ny mahiratra,
20وَلَا الظُّلُمَاتُ وَلَا النُّورُ
na ny aizina sy ny hazavana,
21وَلَا الظِّلُّ وَلَا الْحَرُورُ
na ny aloka sy ny hafanana migaingaina.
22وَمَا يَسْتَوِي الْأَحْيَاءُ وَلَا الْأَمْوَاتُ ۚ إِنَّ اللَّهَ يُسْمِعُ مَن يَشَاءُ ۖ وَمَا أَنتَ بِمُسْمِعٍ مَّن فِي الْقُبُورِ
Tahaka izany koa, tsy mitovy ny velona sy ny maty. Azon’i Allah ampandrenesina izay tiany hampandrenesina, fa ianao kosa tsy afaka hampandre ny any am-pasana.
23إِنْ أَنتَ إِلَّا نَذِيرٌ
Mpampitandrina ihany ianao.
FatiraFizahan-takila Koraña
45Andininy
MeccanRevelation
21Andininy

Fandikana — Fatira 21

Surah Fatira Andininy 21 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : na ny aloka sy ny hafanana migaingaina.

Surah Andininy 21/45 — Surah Fatira فاطر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Fatira Henoy, Surah Fatira Fandikana, Surah Fatira mp3, Surah Fatira pdf. Andininy 19–23. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers