Fatira · 20/45
Fandikana Fanononana — Fatira
وَلَا الظُّلُمَاتُ وَلَا النُّورُ ۝٢٠
Wa laz zulumaatu wa lannoon
📖 Dikany Malagasy
na ny aizina sy ny hazavana,
🎧 Henoy

📜 Andininy 18-22 — Fatira

18وَلَا تَزِرُ وَازِرَةٌ وِزْرَ أُخْرَىٰ ۚ وَإِن تَدْعُ مُثْقَلَةٌ إِلَىٰ حِمْلِهَا لَا يُحْمَلْ مِنْهُ شَيْءٌ وَلَوْ كَانَ ذَا قُرْبَىٰ ۗ إِنَّمَا تُنذِرُ الَّذِينَ يَخْشَوْنَ رَبَّهُم بِالْغَيْبِ وَأَقَامُوا الصَّلَاةَ ۚ وَمَن تَزَكَّىٰ فَإِنَّمَا يَتَزَكَّىٰ لِنَفْسِهِ ۚ وَإِلَى اللَّهِ الْمَصِيرُ
Tsy hisy anefa hizaka ny enta-mavesatry ny hafa. Ary raha misy olona vesaram-pahotana mangataka fanampiana, dia tsy misy olon-kafa hitondra ny fahotany mihitsy, na dia ny havana akaiky aza. Ireo matahotra ny Tompony ihany no ampitandremanao, na dia tsy mahita Azy aza izy ireo, ary manatanteraka ny vavaka soalat. Ary izay midio, dia midio ho an’ny tenany ihany, fa any amin’i Allah no fiafarana.
19وَمَا يَسْتَوِي الْأَعْمَىٰ وَالْبَصِيرُ
Tsy mitovy ny jamba sy ny mahiratra,
20وَلَا الظُّلُمَاتُ وَلَا النُّورُ
na ny aizina sy ny hazavana,
21وَلَا الظِّلُّ وَلَا الْحَرُورُ
na ny aloka sy ny hafanana migaingaina.
22وَمَا يَسْتَوِي الْأَحْيَاءُ وَلَا الْأَمْوَاتُ ۚ إِنَّ اللَّهَ يُسْمِعُ مَن يَشَاءُ ۖ وَمَا أَنتَ بِمُسْمِعٍ مَّن فِي الْقُبُورِ
Tahaka izany koa, tsy mitovy ny velona sy ny maty. Azon’i Allah ampandrenesina izay tiany hampandrenesina, fa ianao kosa tsy afaka hampandre ny any am-pasana.
FatiraFizahan-takila Koraña
45Andininy
MeccanRevelation
20Andininy

Fandikana — Fatira 20

Surah Fatira Andininy 20 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : na ny aizina sy ny hazavana,

Surah Andininy 20/45 — Fatira فاطر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Fatira Henoy, Fatira Fandikana, Fatira mp3, Fatira pdf. Andininy 18–22. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers