Fatira · 22/45
Fandikana Fanononana — Fatira
وَمَا يَسْتَوِي الْأَحْيَاءُ وَلَا الْأَمْوَاتُ ۚ إِنَّ اللَّهَ يُسْمِعُ مَن يَشَاءُ ۖ وَمَا أَنتَ بِمُسْمِعٍ مَّن فِي الْقُبُورِ ۝٢٢
Wa maa yastawil ahyaaa`u wa lal amwaat; innal laaha yusmi`u mai yashaaa`u wa maaa anta bimusi`im man fil quboor
📖 Dikany Malagasy
Tahaka izany koa, tsy mitovy ny velona sy ny maty. Azon’i Allah ampandrenesina izay tiany hampandrenesina, fa ianao kosa tsy afaka hampandre ny any am-pasana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 20-24 — Fatira

20وَلَا الظُّلُمَاتُ وَلَا النُّورُ
na ny aizina sy ny hazavana,
21وَلَا الظِّلُّ وَلَا الْحَرُورُ
na ny aloka sy ny hafanana migaingaina.
22وَمَا يَسْتَوِي الْأَحْيَاءُ وَلَا الْأَمْوَاتُ ۚ إِنَّ اللَّهَ يُسْمِعُ مَن يَشَاءُ ۖ وَمَا أَنتَ بِمُسْمِعٍ مَّن فِي الْقُبُورِ
Tahaka izany koa, tsy mitovy ny velona sy ny maty. Azon’i Allah ampandrenesina izay tiany hampandrenesina, fa ianao kosa tsy afaka hampandre ny any am-pasana.
23إِنْ أَنتَ إِلَّا نَذِيرٌ
Mpampitandrina ihany ianao.
24إِنَّا أَرْسَلْنَاكَ بِالْحَقِّ بَشِيرًا وَنَذِيرًا ۚ وَإِن مِّنْ أُمَّةٍ إِلَّا خَلَا فِيهَا نَذِيرٌ
Nalefanay niaraka tamin’ny fahamarinana ianao, ho mpilaza sy mpampitandrina. Ary tsy nisy vahoaka na iray aza, ka tsy efa nanana mpampitandrina.
FatiraFizahan-takila Koraña
45Andininy
MeccanRevelation
22Andininy

Fandikana — Fatira 22

Surah Fatira Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tahaka izany koa, tsy mitovy ny velona sy ny maty.…

Surah Andininy 22/45 — Fatira فاطر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Fatira Henoy, Fatira Fandikana, Fatira mp3, Fatira pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers