Ya-Sina · 27/83
Fandikana Fanononana — Surah Ya-Sina
بِمَا غَفَرَ لِي رَبِّي وَجَعَلَنِي مِنَ الْمُكْرَمِينَ ۝٢٧
Bimaa ghafara lee Rabbee wa ja`alanee minal mukrameen
📖 Dikany Malagasy
Ka namela ahy noho izany ny Tompoko, ary nataony ho isan’ireo manamboninahitra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 25-29 — Surah Ya-Sina

25إِنِّي آمَنتُ بِرَبِّكُمْ فَاسْمَعُونِ
Mino ny Tomponareo aho, koa mba henoinareo ary aho.
26قِيلَ ادْخُلِ الْجَنَّةَ ۖ قَالَ يَا لَيْتَ قَوْمِي يَعْلَمُونَ
Dia nolazaina taminy hoe : “ Midira ao amin’ny Paradisa ianao ”, ka nilaza izy hoe : “ Raha mba fantatry ny vahoakako mantsy !
27بِمَا غَفَرَ لِي رَبِّي وَجَعَلَنِي مِنَ الْمُكْرَمِينَ
Ka namela ahy noho izany ny Tompoko, ary nataony ho isan’ireo manamboninahitra.
28۞ وَمَا أَنزَلْنَا عَلَىٰ قَوْمِهِ مِن بَعْدِهِ مِن جُندٍ مِّنَ السَّمَاءِ وَمَا كُنَّا مُنزِلِينَ
Ary tao aoriany, dia tsy nampidina miaramila avy tany an-danitra mihitsy Izahay, ary tsy nampidina na inona na inona tamin’ny vahoakany intsony.
29إِن كَانَتْ إِلَّا صَيْحَةً وَاحِدَةً فَإِذَا هُمْ خَامِدُونَ
Hiaka tokana fotsiny, dia indro fa maty daholo izy ireo.
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
27Andininy

Fandikana — Ya-Sina 27

Surah Ya-Sina Andininy 27 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka namela ahy noho izany ny Tompoko, ary nataony ho…

Surah Andininy 27/83 — Surah Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ya-Sina Henoy, Surah Ya-Sina Fandikana, Surah Ya-Sina mp3, Surah Ya-Sina pdf. Andininy 25–29. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers