Ya-Sina · 60/83
Fandikana Fanononana — Ya-Sina
۞ أَلَمْ أَعْهَدْ إِلَيْكُمْ يَا بَنِي آدَمَ أَن لَّا تَعْبُدُوا الشَّيْطَانَ ۖ إِنَّهُ لَكُمْ عَدُوٌّ مُّبِينٌ ۝٦٠
Alam a`had ilaikum yaa Baneee Aadama al-laa ta`budush Shaitaana innahoo lakum `aduwwum mubeen
📖 Dikany Malagasy
Moa tsy efa nifanaiky taminareo ve Aho, ry taranak’i Adama, mba tsy hanompo ny devoly ? Satria fahavalo miharihary ho anareo tokoa izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 58-62 — Ya-Sina

58سَلَامٌ قَوْلًا مِّن رَّبٍّ رَّحِيمٍ
Fandriampahalemana ! ( Salam ) no teny avy amin’ny Tompo be Indrafo.
59وَامْتَازُوا الْيَوْمَ أَيُّهَا الْمُجْرِمُونَ
Ary miataha lavitra ianareo amin’izany andro izany ! Ry Mpanao heloka be vava!
60۞ أَلَمْ أَعْهَدْ إِلَيْكُمْ يَا بَنِي آدَمَ أَن لَّا تَعْبُدُوا الشَّيْطَانَ ۖ إِنَّهُ لَكُمْ عَدُوٌّ مُّبِينٌ
Moa tsy efa nifanaiky taminareo ve Aho, ry taranak’i Adama, mba tsy hanompo ny devoly ? Satria fahavalo miharihary ho anareo tokoa izy.
61وَأَنِ اعْبُدُونِي ۚ هَٰذَا صِرَاطٌ مُّسْتَقِيمٌ
Fa hanompo Ahy ianareo ? Izany no lalana mahitsy.
62وَلَقَدْ أَضَلَّ مِنكُمْ جِبِلًّا كَثِيرًا ۖ أَفَلَمْ تَكُونُوا تَعْقِلُونَ
Ary efa namery andiany maro taminareo tokoa izy. Ka moa tsy misaina ve ianareo ?
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
60Andininy

Fandikana — Ya-Sina 60

Surah Ya-Sina Andininy 60 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa tsy efa nifanaiky taminareo ve Aho, ry taranak’i Adama,…

Surah Andininy 60/83 — Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ya-Sina Henoy, Ya-Sina Fandikana, Ya-Sina mp3, Ya-Sina pdf. Andininy 58–62. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers