Ya-Sina · 61/83
Fandikana Fanononana — Surah Ya-Sina
وَأَنِ اعْبُدُونِي ۚ هَٰذَا صِرَاطٌ مُّسْتَقِيمٌ ۝٦١
Wa ani`budoonee; haazaa Siraatum Mustaqeem
📖 Dikany Malagasy
Fa hanompo Ahy ianareo ? Izany no lalana mahitsy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 59-63 — Surah Ya-Sina

59وَامْتَازُوا الْيَوْمَ أَيُّهَا الْمُجْرِمُونَ
Ary miataha lavitra ianareo amin’izany andro izany ! Ry Mpanao heloka be vava!
60۞ أَلَمْ أَعْهَدْ إِلَيْكُمْ يَا بَنِي آدَمَ أَن لَّا تَعْبُدُوا الشَّيْطَانَ ۖ إِنَّهُ لَكُمْ عَدُوٌّ مُّبِينٌ
Moa tsy efa nifanaiky taminareo ve Aho, ry taranak’i Adama, mba tsy hanompo ny devoly ? Satria fahavalo miharihary ho anareo tokoa izy.
61وَأَنِ اعْبُدُونِي ۚ هَٰذَا صِرَاطٌ مُّسْتَقِيمٌ
Fa hanompo Ahy ianareo ? Izany no lalana mahitsy.
62وَلَقَدْ أَضَلَّ مِنكُمْ جِبِلًّا كَثِيرًا ۖ أَفَلَمْ تَكُونُوا تَعْقِلُونَ
Ary efa namery andiany maro taminareo tokoa izy. Ka moa tsy misaina ve ianareo ?
63هَٰذِهِ جَهَنَّمُ الَّتِي كُنتُمْ تُوعَدُونَ
Indro ny afobe izay nampanantenaina anareo.
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
61Andininy

Fandikana — Ya-Sina 61

Surah Ya-Sina Andininy 61 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa hanompo Ahy ianareo ? Izany no lalana mahitsy.

Surah Andininy 61/83 — Surah Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ya-Sina Henoy, Surah Ya-Sina Fandikana, Surah Ya-Sina mp3, Surah Ya-Sina pdf. Andininy 59–63. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers