As-Saffat · 107/182
Fandikana Fanononana — Surah As-Saffat
وَفَدَيْنَاهُ بِذِبْحٍ عَظِيمٍ ١٠٧
Transliteration
Wa fadainaahu bizibhin `azeem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary nosolonay izy (Ismaely) tamin’ny alalan’ny fanatitra lehibe.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 105-109 — Surah As-Saffat
105قَدْ صَدَّقْتَ الرُّؤْيَا ۚ إِنَّا كَذَٰلِكَ نَجْزِي الْمُحْسِنِينَ
Tena notanterahinao tokoa ny nofy. Tahaka izany no hanomezanay valisoa ireo mpanao asa soa.
106إِنَّ هَٰذَا لَهُوَ الْبَلَاءُ الْمُبِينُ
Izany tokoa no fitsapana tena miharihary.
107وَفَدَيْنَاهُ بِذِبْحٍ عَظِيمٍ
Ary nosolonay izy (Ismaely) tamin’ny alalan’ny fanatitra lehibe.
108وَتَرَكْنَا عَلَيْهِ فِي الْآخِرِينَ
Ary nataonay ho mandrakizay eo amin’ny taranaka avy afara ny fahatsiarovana azy.
109سَلَامٌ عَلَىٰ إِبْرَاهِيمَ
“Fiadanana anie ho amin’i Ibrahimo”.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
107Andininy
Fandikana — As-Saffat 107
Surah As-Saffat Andininy 107 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nosolonay izy (Ismaely) tamin’ny alalan’ny fanatitra lehibe.Surah Andininy 107/182 — Surah As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah As-Saffat Henoy, Surah As-Saffat Fandikana, Surah As-Saffat mp3, Surah As-Saffat pdf. Andininy 105–109. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








