As-Saffat · 26/182
Fandikana Fanononana — Surah As-Saffat
بَلْ هُمُ الْيَوْمَ مُسْتَسْلِمُونَ ۝٢٦
Bal humul Yawma mustaslimoon
📖 Dikany Malagasy
Nefa amin’izany andro izany dia hankato tanteraka izy ireo

🎧 Henoy


📜 Andininy 24-28 — Surah As-Saffat

24وَقِفُوهُمْ ۖ إِنَّهُم مَّسْئُولُونَ
Ary ajanony izy ireo fa tsy maintsy hanontaniana.
25مَا لَكُمْ لَا تَنَاصَرُونَ
“Nahoana àry ianareo no tsy mifamonjy ? ”
26بَلْ هُمُ الْيَوْمَ مُسْتَسْلِمُونَ
Nefa amin’izany andro izany dia hankato tanteraka izy ireo
27وَأَقْبَلَ بَعْضُهُمْ عَلَىٰ بَعْضٍ يَتَسَاءَلُونَ
Ary hifampitodika izy ireo hifanontany
28قَالُوا إِنَّكُمْ كُنتُمْ تَأْتُونَنَا عَنِ الْيَمِينِ
Hiteny izy ireo hoe : “Tonga taminay tamin’ny fanehoana ny tsara ianareo”.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
26Andininy

Fandikana — As-Saffat 26

Surah As-Saffat Andininy 26 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nefa amin’izany andro izany dia hankato tanteraka izy ireo

Surah Andininy 26/182 — Surah As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah As-Saffat Henoy, Surah As-Saffat Fandikana, Surah As-Saffat mp3, Surah As-Saffat pdf. Andininy 24–28. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers