As-Saffat · 25/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
مَا لَكُمْ لَا تَنَاصَرُونَ ۝٢٥
Maa lakum laa tanaasaroon
📖 Dikany Malagasy
“Nahoana àry ianareo no tsy mifamonjy ? ”

🎧 Henoy


📜 Andininy 23-27 — As-Saffat

23مِن دُونِ اللَّهِ فَاهْدُوهُمْ إِلَىٰ صِرَاطِ الْجَحِيمِ
Ankoatran'I Allah dia tarihinareo makany amin’ny làlan’ny afobe izy ireo.
24وَقِفُوهُمْ ۖ إِنَّهُم مَّسْئُولُونَ
Ary ajanony izy ireo fa tsy maintsy hanontaniana.
25مَا لَكُمْ لَا تَنَاصَرُونَ
“Nahoana àry ianareo no tsy mifamonjy ? ”
26بَلْ هُمُ الْيَوْمَ مُسْتَسْلِمُونَ
Nefa amin’izany andro izany dia hankato tanteraka izy ireo
27وَأَقْبَلَ بَعْضُهُمْ عَلَىٰ بَعْضٍ يَتَسَاءَلُونَ
Ary hifampitodika izy ireo hifanontany
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
25Andininy

Fandikana — As-Saffat 25

Surah As-Saffat Andininy 25 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : “Nahoana àry ianareo no tsy mifamonjy ? ”

Surah Andininy 25/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 23–27. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers