As-Saffat · 45/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
يُطَافُ عَلَيْهِم بِكَأْسٍ مِّن مَّعِينٍ ۝٤٥
Yutaafu `alaihim bikaasim mim ma`een
📖 Dikany Malagasy
Ho entina mitety azy ireo ny kaopy feno rano avy amin’ny loharano.
🎧 Henoy

📜 Andininy 43-47 — As-Saffat

43فِي جَنَّاتِ النَّعِيمِ
.Ao amin’ny zaridainam-pahasambarana
44عَلَىٰ سُرُرٍ مُّتَقَابِلِينَ
Eo ambonin’ireo farafara mifanatrika.
45يُطَافُ عَلَيْهِم بِكَأْسٍ مِّن مَّعِينٍ
Ho entina mitety azy ireo ny kaopy feno rano avy amin’ny loharano.
46بَيْضَاءَ لَذَّةٍ لِّلشَّارِبِينَ
Fotsy, ankafizin’ireo mpisotro azy.
47لَا فِيهَا غَوْلٌ وَلَا هُمْ عَنْهَا يُنزَفُونَ
Tsy misy hahavery (ny sain’izy ireo) ao, ary tsy hahamamo azy ireo izany.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
45Andininy

Fandikana — As-Saffat 45

Surah As-Saffat Andininy 45 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ho entina mitety azy ireo ny kaopy feno rano avy…

Surah Andininy 45/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 43–47. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers