As-Saffat · 97/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
قَالُوا ابْنُوا لَهُ بُنْيَانًا فَأَلْقُوهُ فِي الْجَحِيمِ ۝٩٧
Qaalub noo lahoo bun yaanan fa alqoohu fil jaheem
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo hoe : “Hanamboary fata-mihiboka (lafaoro) ho azy ka atsipio ao anatin’ny afo mamaivay izy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 95-99 — As-Saffat

95قَالَ أَتَعْبُدُونَ مَا تَنْحِتُونَ
Niteny (tamin’izy ireo) izy hoe : “Moa ve ianareo dia manompo izay (sary) nataonareo ihany".
96وَاللَّهُ خَلَقَكُمْ وَمَا تَعْمَلُونَ
Nefa I Allah no nahary anareo sy izay ataonareo
97قَالُوا ابْنُوا لَهُ بُنْيَانًا فَأَلْقُوهُ فِي الْجَحِيمِ
Niteny izy ireo hoe : “Hanamboary fata-mihiboka (lafaoro) ho azy ka atsipio ao anatin’ny afo mamaivay izy.
98فَأَرَادُوا بِهِ كَيْدًا فَجَعَلْنَاهُمُ الْأَسْفَلِينَ
Nitady hanao teti-dratsy taminy izy ireo ; ka nataonay latsaka ambany indrindra izy ireo.
99وَقَالَ إِنِّي ذَاهِبٌ إِلَىٰ رَبِّي سَيَهْدِينِ
Ary niteny izy hoe : Izaho dia handeha any amin’ny Tompoko ary hitari-dalana ahy Izy.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
97Andininy

Fandikana — As-Saffat 97

Surah As-Saffat Andininy 97 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo hoe : “Hanamboary fata-mihiboka (lafaoro) ho azy…

Surah Andininy 97/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 95–99. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers