As-Saffat · 96/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
وَاللَّهُ خَلَقَكُمْ وَمَا تَعْمَلُونَ ۝٩٦
Wallaahu khalaqakum wa maa ta`maloon
📖 Dikany Malagasy
Nefa I Allah no nahary anareo sy izay ataonareo
🎧 Henoy

📜 Andininy 94-98 — As-Saffat

94فَأَقْبَلُوا إِلَيْهِ يَزِفُّونَ
Tamin’izany dia nanantona azy am-pihazakazahana ireo olona.
95قَالَ أَتَعْبُدُونَ مَا تَنْحِتُونَ
Niteny (tamin’izy ireo) izy hoe : “Moa ve ianareo dia manompo izay (sary) nataonareo ihany".
96وَاللَّهُ خَلَقَكُمْ وَمَا تَعْمَلُونَ
Nefa I Allah no nahary anareo sy izay ataonareo
97قَالُوا ابْنُوا لَهُ بُنْيَانًا فَأَلْقُوهُ فِي الْجَحِيمِ
Niteny izy ireo hoe : “Hanamboary fata-mihiboka (lafaoro) ho azy ka atsipio ao anatin’ny afo mamaivay izy.
98فَأَرَادُوا بِهِ كَيْدًا فَجَعَلْنَاهُمُ الْأَسْفَلِينَ
Nitady hanao teti-dratsy taminy izy ireo ; ka nataonay latsaka ambany indrindra izy ireo.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
96Andininy

Fandikana — As-Saffat 96

Surah As-Saffat Andininy 96 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nefa I Allah no nahary anareo sy izay ataonareo

Surah Andininy 96/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 94–98. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers