Az-Zumar · 30/75
Fandikana Fanononana — Surah Az-Zumar
إِنَّكَ مَيِّتٌ وَإِنَّهُم مَّيِّتُونَ ٣٠
Transliteration
Innaka maiyitunw wa inna hum maiyitunw wa inna hum maiyitoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Hamafisina, fa ho faty tokoa ianao (Mohammad), ary ho faty ihany koa izy ireo.
Additional reference in Kiswahili
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
0:00
0:00
📜 Andininy 28-32 — Surah Az-Zumar
28قُرْآنًا عَرَبِيًّا غَيْرَ ذِي عِوَجٍ لَّعَلَّهُمْ يَتَّقُونَ
Koroany amin’ny fiteny arabo, tsy misy olakolaka, mba hahatonga azy ireo hanam-pahatahorana an’I Allah !
29ضَرَبَ اللَّهُ مَثَلًا رَّجُلًا فِيهِ شُرَكَاءُ مُتَشَاكِسُونَ وَرَجُلًا سَلَمًا لِّرَجُلٍ هَلْ يَسْتَوِيَانِ مَثَلًا ۚ الْحَمْدُ لِلَّهِ ۚ بَلْ أَكْثَرُهُمْ لَا يَعْلَمُونَ
Nanome fanoharana I Tompo Allah amin’ny lehilahy iray izay an’ny mpiara-miombon’antoka maro tsy mifanaraka, ka mifamaly momba azy izy ireo, sy lehilahy iray an’olona tokana ihany, moa mitovy ve ireo fanoharana roa ireo ? Dera ho an’I Allah ! Kanefa dia tsy mahafantatra izany ny ankamaroan’izy ireo.
30إِنَّكَ مَيِّتٌ وَإِنَّهُم مَّيِّتُونَ
Hamafisina, fa ho faty tokoa ianao (Mohammad), ary ho faty ihany koa izy ireo.
31ثُمَّ إِنَّكُمْ يَوْمَ الْقِيَامَةِ عِندَ رَبِّكُمْ تَخْتَصِمُونَ
Avy eo, dia hifanatrika eo anatrehan’ny Tomponareo ianareo, amin’ny andro fitsanganana.
32۞ فَمَنْ أَظْلَمُ مِمَّن كَذَبَ عَلَى اللَّهِ وَكَذَّبَ بِالصِّدْقِ إِذْ جَاءَهُ ۚ أَلَيْسَ فِي جَهَنَّمَ مَثْوًى لِّلْكَافِرِينَ
Iza no mpanao ny tsy rariny indrindra mihoatra izay mamoron-dainga momba an’I Tompo Allah, ary milaza fa lainga ny fahamarinana rehefa tonga aminy! Moa tsy any amin’ny Afobe ve no misy toeram-pialofana ho an’ireo tsy mpino?
Az-ZumarFizahan-takila Koraña
75Andininy
MeccanRevelation
30Andininy
Fandikana — Az-Zumar 30
Surah Az-Zumar Andininy 30 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hamafisina, fa ho faty tokoa ianao (Mohammad), ary ho faty…Surah Andininy 30/75 — Surah Az-Zumar الزمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Az-Zumar Henoy, Surah Az-Zumar Fandikana, Surah Az-Zumar mp3, Surah Az-Zumar pdf. Andininy 28–32. Dikany Malagasy: Kiswahili.
Surah Az-Zumar
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 28, 2026
Don't forget us in your sincere prayers


