Az-Zumar · 40/75
Fandikana Fanononana — Az-Zumar
مَن يَأْتِيهِ عَذَابٌ يُخْزِيهِ وَيَحِلُّ عَلَيْهِ عَذَابٌ مُّقِيمٌ ۝٤٠
Mai yaateehi `azaabuny yukhzeehi wa yahillu `alaihi `azaabum muqeem
📖 Dikany Malagasy
Amin’iza no hiharan’ny famaizana mahafa-baraka, ary iza no mendrika ny famaizana maharitra?
🎧 Henoy

📜 Andininy 38-42 — Az-Zumar

38وَلَئِن سَأَلْتَهُم مَّنْ خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ لَيَقُولُنَّ اللَّهُ ۚ قُلْ أَفَرَأَيْتُم مَّا تَدْعُونَ مِن دُونِ اللَّهِ إِنْ أَرَادَنِيَ اللَّهُ بِضُرٍّ هَلْ هُنَّ كَاشِفَاتُ ضُرِّهِ أَوْ أَرَادَنِي بِرَحْمَةٍ هَلْ هُنَّ مُمْسِكَاتُ رَحْمَتِهِ ۚ قُلْ حَسْبِيَ اللَّهُ ۖ عَلَيْهِ يَتَوَكَّلُ الْمُتَوَكِّلُونَ
Raha anontanianao izy ireo hoe : “Iza no nahary ny lanitra sy ny tany ?”. Dia hiteny tokoa izy ireo hoe : “Allah”. Lazao hoe: “Moa hitanareo ve izay italahoanareo ivelan’I Allah, raha te-hanisy ratsy ahy I Allah, moa afaka hampitsahatra izany ve izy ireo? Na te-hamindra fo amiko Izy, moa afaka hitazona izany famindram-po izany ve izy ireo?”. Lazao hoe: “Ampy ahy I Allah, Aminy no hanakinan’ ireo mpiantehatra ny fianteherany”.
39قُلْ يَا قَوْمِ اعْمَلُوا عَلَىٰ مَكَانَتِكُمْ إِنِّي عَامِلٌ ۖ فَسَوْفَ تَعْلَمُونَ
Dia lazao hoe: “ Ry vahoakako ! Manaova ianareo araka ny fomba fiasanareo, fa izaho koa dia hiasa araka ny fomba fiasako. Tsy ho ela dia ho fantatrareo izany;
40مَن يَأْتِيهِ عَذَابٌ يُخْزِيهِ وَيَحِلُّ عَلَيْهِ عَذَابٌ مُّقِيمٌ
Amin’iza no hiharan’ny famaizana mahafa-baraka, ary iza no mendrika ny famaizana maharitra?
41إِنَّا أَنزَلْنَا عَلَيْكَ الْكِتَابَ لِلنَّاسِ بِالْحَقِّ ۖ فَمَنِ اهْتَدَىٰ فَلِنَفْسِهِ ۖ وَمَن ضَلَّ فَإِنَّمَا يَضِلُّ عَلَيْهَا ۖ وَمَا أَنتَ عَلَيْهِم بِوَكِيلٍ
Hamafisina, fa Izahay no nampidina taminao ny Boky, ho an’ny olombelona tamim-pahamarinana. Izay mizotra amin’ny lalana mahitsy, dia ho an’ny tenany ihany, ary izay mivily lalana kosa, dia manao izay hahavery ny tenany ihany koa. Ary tsy tompon’andraikitra velively amin’izy ireo ianao.
42اللَّهُ يَتَوَفَّى الْأَنفُسَ حِينَ مَوْتِهَا وَالَّتِي لَمْ تَمُتْ فِي مَنَامِهَا ۖ فَيُمْسِكُ الَّتِي قَضَىٰ عَلَيْهَا الْمَوْتَ وَيُرْسِلُ الْأُخْرَىٰ إِلَىٰ أَجَلٍ مُّسَمًّى ۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَاتٍ لِّقَوْمٍ يَتَفَكَّرُونَ
Allah no mandray ny fanahy amin’ny fotoana hahafatesany (olona), toy izany koa ireo izay mbola tsy maty nandritra ny torimasony. Ary tazoniny izay voadidy ho faty amin’izy ireo, fa haveriny kosa ny hafa hatramin’ny fotoana efa voafetra. Hamafisina, fa misy porofo ho an’ireo olona mieritreritra tokoa amin’izany.
Az-ZumarFizahan-takila Koraña
75Andininy
MeccanRevelation
40Andininy

Fandikana — Az-Zumar 40

Surah Az-Zumar Andininy 40 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Amin’iza no hiharan’ny famaizana mahafa-baraka, ary iza no mendrika ny…

Surah Andininy 40/75 — Az-Zumar الزمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Az-Zumar Henoy, Az-Zumar Fandikana, Az-Zumar mp3, Az-Zumar pdf. Andininy 38–42. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers