Az-Zumar · 63/75
Fandikana Fanononana — Az-Zumar
لَّهُ مَقَالِيدُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۗ وَالَّذِينَ كَفَرُوا بِآيَاتِ اللَّهِ أُولَٰئِكَ هُمُ الْخَاسِرُونَ ٦٣
Transliteration
Lahoo maqaaleedus sa maawaati wal ard; wallazeena kafaroo bi ayaatil laahi ulaaa`ika humul khaasiroon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Izy no mitazona ny fanalahidin’ny lanitra sy ny tany, fa izay tsy mino ireo famantarana avy amin’I Allah kosa, dia izy ireny no ho matiantoka.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 61-65 — Az-Zumar
61وَيُنَجِّي اللَّهُ الَّذِينَ اتَّقَوْا بِمَفَازَتِهِمْ لَا يَمَسُّهُمُ السُّوءُ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ
Fa havotan’I Allah ireo izay manam-pahatahorana, ka hataony mpandresy. Tsy misy ratsy mihitsy hahazo azy ireo, ary tsy hanana alahelo ihany koa.
62اللَّهُ خَالِقُ كُلِّ شَيْءٍ ۖ وَهُوَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ وَكِيلٌ
Mpahary ny zava-drehetra I Allah, ary Izy no mpiantoka azy ireo.
63لَّهُ مَقَالِيدُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۗ وَالَّذِينَ كَفَرُوا بِآيَاتِ اللَّهِ أُولَٰئِكَ هُمُ الْخَاسِرُونَ
Izy no mitazona ny fanalahidin’ny lanitra sy ny tany, fa izay tsy mino ireo famantarana avy amin’I Allah kosa, dia izy ireny no ho matiantoka.
64قُلْ أَفَغَيْرَ اللَّهِ تَأْمُرُونِّي أَعْبُدُ أَيُّهَا الْجَاهِلُونَ
Lazao hoe : “ Ho didinareo hanompo ny hafa ivelan’I Allah ve aho ry tsy manam-pahalalana ? ”
65وَلَقَدْ أُوحِيَ إِلَيْكَ وَإِلَى الَّذِينَ مِن قَبْلِكَ لَئِنْ أَشْرَكْتَ لَيَحْبَطَنَّ عَمَلُكَ وَلَتَكُونَنَّ مِنَ الْخَاسِرِينَ
Efa nambara taminao sy tamin’ireo izay talohanao hoe : “ Raha manambatra Allah amin’ny zavatra hafa ianao, dia ho very maina tokoa ny asanao, ka tsy maintsy ho anisan’ireo matiantoka ianao”.
Az-ZumarFizahan-takila Koraña
75Andininy
MeccanRevelation
63Andininy
Fandikana — Az-Zumar 63
Surah Az-Zumar Andininy 63 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izy no mitazona ny fanalahidin’ny lanitra sy ny tany, fa…Surah Andininy 63/75 — Az-Zumar الزمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Az-Zumar Henoy, Az-Zumar Fandikana, Az-Zumar mp3, Az-Zumar pdf. Andininy 61–65. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








