An-Nisa · 130/176
Fandikana Fanononana — An-Nisa
وَإِن يَتَفَرَّقَا يُغْنِ اللَّهُ كُلًّا مِّن سَعَتِهِ ۚ وَكَانَ اللَّهُ وَاسِعًا حَكِيمًا ۝١٣٠
Wa iny-yatafarraqaa yughnil laahu kullam min sa`atih; wa kaanal laahu Waasi`an Hakeemaa
📖 Dikany Malagasy
Ary raha misaraka izy roa dia I Allah hanome ny tsirairay ny anjarany, nohon'ny Fahalalan-tanany, ary I Allah dia Mahalalan-tanana sy be Fahendrena.
🎧 Henoy

📜 Andininy 128-132 — An-Nisa

128وَإِنِ امْرَأَةٌ خَافَتْ مِن بَعْلِهَا نُشُوزًا أَوْ إِعْرَاضًا فَلَا جُنَاحَ عَلَيْهِمَا أَن يُصْلِحَا بَيْنَهُمَا صُلْحًا ۚ وَالصُّلْحُ خَيْرٌ ۗ وَأُحْضِرَتِ الْأَنفُسُ الشُّحَّ ۚ وَإِن تُحْسِنُوا وَتَتَّقُوا فَإِنَّ اللَّهَ كَانَ بِمَا تَعْمَلُونَ خَبِيرًا
Ary raha misy vehivavy matahotra ny fandaozan’ny vadiny, na ny tsy firaharahina, dia tsy misy tsiny amin’izy roa ny mifandamina, ary ny fifandaminana no tsara indrindra, ary ny fanahy dia natao hirona amin’ny fahihirana. Ary raha manao ny tsara sy manana fatahorana ianareo, dia Allah no Mahafantatra izay rehetra ataonareo.
129وَلَن تَسْتَطِيعُوا أَن تَعْدِلُوا بَيْنَ النِّسَاءِ وَلَوْ حَرَصْتُمْ ۖ فَلَا تَمِيلُوا كُلَّ الْمَيْلِ فَتَذَرُوهَا كَالْمُعَلَّقَةِ ۚ وَإِن تُصْلِحُوا وَتَتَّقُوا فَإِنَّ اللَّهَ كَانَ غَفُورًا رَّحِيمًا
Ary tsy hahavita hampitovy tanteraka ireo vehivavy vadinareo ianareo, na dia mitandrina manao ahoana aza. Nefa dia aza atao mitongilana loatra amin’ny iray amin’izy ireo ka havelanareo toy ny mihantona izy. Ary raha mifanaraka ianareo sy matahotra an’I Allah, tena marina fa I Allah dia be Famelan-keloka sy be Indrafo.
130وَإِن يَتَفَرَّقَا يُغْنِ اللَّهُ كُلًّا مِّن سَعَتِهِ ۚ وَكَانَ اللَّهُ وَاسِعًا حَكِيمًا
Ary raha misaraka izy roa dia I Allah hanome ny tsirairay ny anjarany, nohon'ny Fahalalan-tanany, ary I Allah dia Mahalalan-tanana sy be Fahendrena.
131وَلِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ ۗ وَلَقَدْ وَصَّيْنَا الَّذِينَ أُوتُوا الْكِتَابَ مِن قَبْلِكُمْ وَإِيَّاكُمْ أَنِ اتَّقُوا اللَّهَ ۚ وَإِن تَكْفُرُوا فَإِنَّ لِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ ۚ وَكَانَ اللَّهُ غَنِيًّا حَمِيدًا
Ary an’I Allah irery ihany izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ety an-tany, ary efa nodidinay ireo nomena ny boky teo alohanareo sy ianareo koa hoe : “Matahora an’I Allah ianareo”. Ary raha tsy mino ianareo, tena marina fa an’I Allah irery ihany izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ety an-tany. Ary I Allah dia Mahavita tena sy Mendri-piderana tokoa.
132وَلِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ ۚ وَكَفَىٰ بِاللَّهِ وَكِيلًا
Ary an’I Allah irery ihany izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ety an-tany. Ary tena ampy ho Mpiantoka I Allah.
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
130Andininy

Fandikana — An-Nisa 130

Surah An-Nisa Andininy 130 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha misaraka izy roa dia I Allah hanome ny…

Surah Andininy 130/176 — An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nisa Henoy, An-Nisa Fandikana, An-Nisa mp3, An-Nisa pdf. Andininy 128–132. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers