An-Nisa · 158/176
Fandikana Fanononana — An-Nisa
بَل رَّفَعَهُ اللَّهُ إِلَيْهِ ۚ وَكَانَ اللَّهُ عَزِيزًا حَكِيمًا ۝١٥٨
Bar rafa`ahul laahu ilayh; wa kaanal laahu `Azeezan Hakeemaa
📖 Dikany Malagasy
Fa nampiakarin’I Allah any Aminy Izy. Ary tena marina fa I Allah dia Ilay Tsitoha sy be Fahendrena.

🎧 Henoy


📜 Andininy 156-160 — An-Nisa

156وَبِكُفْرِهِمْ وَقَوْلِهِمْ عَلَىٰ مَرْيَمَ بُهْتَانًا عَظِيمًا
Ary noho ny tsy finoan’izy ireo sy ny teny feno endrikendrika lehibe nataon’izy ireo tamin’i Maria.
157وَقَوْلِهِمْ إِنَّا قَتَلْنَا الْمَسِيحَ عِيسَى ابْنَ مَرْيَمَ رَسُولَ اللَّهِ وَمَا قَتَلُوهُ وَمَا صَلَبُوهُ وَلَٰكِن شُبِّهَ لَهُمْ ۚ وَإِنَّ الَّذِينَ اخْتَلَفُوا فِيهِ لَفِي شَكٍّ مِّنْهُ ۚ مَا لَهُم بِهِ مِنْ عِلْمٍ إِلَّا اتِّبَاعَ الظَّنِّ ۚ وَمَا قَتَلُوهُ يَقِينًا
Ary noho ny tenin’izy ireo hoe: “Tena izahay tokoa no namono an’i Jesoa zanak’i Maria, irak’I Allah. Nefa tsy nahafaty Azy izy ireo, ary tsy nahafantsika Azy, fa endrika mitovy aminy fotsiny no naseho tamin’izy ireo.Ary tena marina fa ireo izay miady hevitra momba izany, dia tena ao anatin’ny fisalasalana mafy, tsy manam-pahalalana ny amin’izany izy ireo.Tsy misy afa-tsy ny fanarahana ny vinavinan’ny eritreritra fotsiny. Ary azo antoka fa tsy novonoin’izy ireo velively Izy.
158بَل رَّفَعَهُ اللَّهُ إِلَيْهِ ۚ وَكَانَ اللَّهُ عَزِيزًا حَكِيمًا
Fa nampiakarin’I Allah any Aminy Izy. Ary tena marina fa I Allah dia Ilay Tsitoha sy be Fahendrena.
159وَإِن مِّنْ أَهْلِ الْكِتَابِ إِلَّا لَيُؤْمِنَنَّ بِهِ قَبْلَ مَوْتِهِ ۖ وَيَوْمَ الْقِيَامَةِ يَكُونُ عَلَيْهِمْ شَهِيدًا
Ary tena marina fa tsy misy na dia iray amin’ireo olon’ny boky, afa-tsy hoe tena hino Azy alohan’ny fahafatesany. Ary hitsangana vavolombelona manohitra azy ireo Izy amin’ny andro farany.
160فَبِظُلْمٍ مِّنَ الَّذِينَ هَادُوا حَرَّمْنَا عَلَيْهِمْ طَيِّبَاتٍ أُحِلَّتْ لَهُمْ وَبِصَدِّهِمْ عَن سَبِيلِ اللَّهِ كَثِيرًا
Ka noho ny tsy fanarahana ny rariny sy ny hitsiny nisy teo amin’ny Jiosy dia nampifadianay azy ireo, ireo zavatra tsara izay azon’izy ireo nohanina teo aloha, ary noho ny fanakanana maro samihafa nataon’izy ireo tamin’ny lalan’I Allah.
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
158Andininy

Fandikana — An-Nisa 158

Surah An-Nisa Andininy 158 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa nampiakarin’I Allah any Aminy Izy. Ary tena marina fa…

Surah Andininy 158/176 — An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nisa Henoy, An-Nisa Fandikana, An-Nisa mp3, An-Nisa pdf. Andininy 156–160. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers