An-Nisa · 61/176
Fandikana Fanononana — An-Nisa
وَإِذَا قِيلَ لَهُمْ تَعَالَوْا إِلَىٰ مَا أَنزَلَ اللَّهُ وَإِلَى الرَّسُولِ رَأَيْتَ الْمُنَافِقِينَ يَصُدُّونَ عَنكَ صُدُودًا ۝٦١
Wa izaa qeela lahum ta`aalaw ilaa maaa anzalallaahu wa ilar Rasooli ra aital munaafiqeena yasuddoona `anka sudoodaa
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa tenenina izy ireo : “Tongava aty amin’izay nampidinin’I Allah sy aty amin’ny Iraka ianareo ! Dia ho hitanao ireo mpihatsaravelatsihy hihataka lavitra anao.
🎧 Henoy

📜 Andininy 59-63 — An-Nisa

59يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا أَطِيعُوا اللَّهَ وَأَطِيعُوا الرَّسُولَ وَأُولِي الْأَمْرِ مِنكُمْ ۖ فَإِن تَنَازَعْتُمْ فِي شَيْءٍ فَرُدُّوهُ إِلَى اللَّهِ وَالرَّسُولِ إِن كُنتُمْ تُؤْمِنُونَ بِاللَّهِ وَالْيَوْمِ الْآخِرِ ۚ ذَٰلِكَ خَيْرٌ وَأَحْسَنُ تَأْوِيلًا
Ô ianareo izay nino ! Ankatoavinareo I Allah, ary ankatoavinareo koa ny Iraka sy ireo mpitondra eo aminareo, koa raha misy zavatra hifanolananareo, dia aoka hamerina izany any amin’I Allah sy ny Iraka ianareo, raha mino an’I Allah sy ny andro farany ianareo. Izany no tsara indrindra sy fanazavana mendrika indrindra.
60أَلَمْ تَرَ إِلَى الَّذِينَ يَزْعُمُونَ أَنَّهُمْ آمَنُوا بِمَا أُنزِلَ إِلَيْكَ وَمَا أُنزِلَ مِن قَبْلِكَ يُرِيدُونَ أَن يَتَحَاكَمُوا إِلَى الطَّاغُوتِ وَقَدْ أُمِرُوا أَن يَكْفُرُوا بِهِ وَيُرِيدُ الشَّيْطَانُ أَن يُضِلَّهُمْ ضَلَالًا بَعِيدًا
Tsy hitanao ve ireo izay mitonon-tena ho mpino, izay nampidinina taminao sy izay nampidinina teo alohanao ?Izy ireny anefa dia mbola mankasitraka ny fitsarana ataon'ireo mpihoa-pefy,kanefa dia efa voadidy hitsipika izany izy ireo.Ary fanirian'i satana raha hamery lalana azy ireny any amin'ny fahaverezana lavitra.
61وَإِذَا قِيلَ لَهُمْ تَعَالَوْا إِلَىٰ مَا أَنزَلَ اللَّهُ وَإِلَى الرَّسُولِ رَأَيْتَ الْمُنَافِقِينَ يَصُدُّونَ عَنكَ صُدُودًا
Ary rehefa tenenina izy ireo : “Tongava aty amin’izay nampidinin’I Allah sy aty amin’ny Iraka ianareo ! Dia ho hitanao ireo mpihatsaravelatsihy hihataka lavitra anao.
62فَكَيْفَ إِذَا أَصَابَتْهُم مُّصِيبَةٌ بِمَا قَدَّمَتْ أَيْدِيهِمْ ثُمَّ جَاءُوكَ يَحْلِفُونَ بِاللَّهِ إِنْ أَرَدْنَا إِلَّا إِحْسَانًا وَتَوْفِيقًا
Ka ahoana raha misy fahoriana manjo azy ireo noho izay nataon’ny tanan’izy ireo, avy eo ho tonga aminao izy ireo, hianiana amin’i Allah manao hoe : “Tsy mitady afa-tsy ny tsara sy ny hifanarahana izahay”.
63أُولَٰئِكَ الَّذِينَ يَعْلَمُ اللَّهُ مَا فِي قُلُوبِهِمْ فَأَعْرِضْ عَنْهُمْ وَعِظْهُمْ وَقُل لَّهُمْ فِي أَنفُسِهِمْ قَوْلًا بَلِيغًا
Izy ireny no efa fantatr’i Allah ny ao am-pony. Ka mihataha azy ireo, ary anaro sy teneno izy ireo amin’ny teny mafonja maharesy lahatra.
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
61Andininy

Fandikana — An-Nisa 61

Surah An-Nisa Andininy 61 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa tenenina izy ireo : “Tongava aty amin’izay nampidinin’I…

Surah Andininy 61/176 — An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nisa Henoy, An-Nisa Fandikana, An-Nisa mp3, An-Nisa pdf. Andininy 59–63. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers