An-Nisa · 68/176
Fandikana Fanononana — An-Nisa
وَلَهَدَيْنَاهُمْ صِرَاطًا مُّسْتَقِيمًا ۝٦٨
Wa lahadainaahum Siraatam mustaqeemaa
📖 Dikany Malagasy
Ary tena notarihinay tamin’ny làla-mahitsy izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 66-70 — An-Nisa

66وَلَوْ أَنَّا كَتَبْنَا عَلَيْهِمْ أَنِ اقْتُلُوا أَنفُسَكُمْ أَوِ اخْرُجُوا مِن دِيَارِكُم مَّا فَعَلُوهُ إِلَّا قَلِيلٌ مِّنْهُمْ ۖ وَلَوْ أَنَّهُمْ فَعَلُوا مَا يُوعَظُونَ بِهِ لَكَانَ خَيْرًا لَّهُمْ وَأَشَدَّ تَثْبِيتًا
Ary raha nandidy tamin’izy ireo Izahay hoe : “Vonoinareo ny tenanareo !” na “Mialà amin’ny tranonareo ianareo”, dia tsy notanterahan’izy ireo izany, afa-tsy vitsy tamin’izy ireo. Ary raha mba nanatanteraka izay nananarana azy ireo izy ireo, dia ho tena tsara tamin’izy ireo izany, sy ho nanamafy orina azy ireo.
67وَإِذًا لَّآتَيْنَاهُم مِّن لَّدُنَّا أَجْرًا عَظِيمًا
Ka noho izany, Izahay dia manolotra valisoa goavana ho azy ireny avy.
68وَلَهَدَيْنَاهُمْ صِرَاطًا مُّسْتَقِيمًا
Ary tena notarihinay tamin’ny làla-mahitsy izy ireo.
69وَمَن يُطِعِ اللَّهَ وَالرَّسُولَ فَأُولَٰئِكَ مَعَ الَّذِينَ أَنْعَمَ اللَّهُ عَلَيْهِم مِّنَ النَّبِيِّينَ وَالصِّدِّيقِينَ وَالشُّهَدَاءِ وَالصَّالِحِينَ ۚ وَحَسُنَ أُولَٰئِكَ رَفِيقًا
Ary izay mankatò an’I Allah sy ny Iraka dia izy ireny no hiaraka amin’ireo izay nomen’I Allah fahasoavana : ireo Mpaminany, ireo olona tena marina, ireo maritiora ary ireo mpanao asa soa. Ary namana tsara hiarahana tokoa izy ireny !
70ذَٰلِكَ الْفَضْلُ مِنَ اللَّهِ ۚ وَكَفَىٰ بِاللَّهِ عَلِيمًا
Izany no fahasoavana avy amin’iIAllah. Ary ampy ho Mpahalala ny zava-drehetra I Allah.
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
68Andininy

Fandikana — An-Nisa 68

Surah An-Nisa Andininy 68 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tena notarihinay tamin’ny làla-mahitsy izy ireo.

Surah Andininy 68/176 — An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nisa Henoy, An-Nisa Fandikana, An-Nisa mp3, An-Nisa pdf. Andininy 66–70. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers