Al-Maidah · 100/120
Fandikana Fanononana — Al-Maidah
قُل لَّا يَسْتَوِي الْخَبِيثُ وَالطَّيِّبُ وَلَوْ أَعْجَبَكَ كَثْرَةُ الْخَبِيثِ ۚ فَاتَّقُوا اللَّهَ يَا أُولِي الْأَلْبَابِ لَعَلَّكُمْ تُفْلِحُونَ ۝١٠٠
Qul laa yastawil khabeesu wattaiyibu wa law a`jabaka kasratul khabees; fattaqul laaha yaaa ulil albaabi la`allakum tuflihoon
📖 Dikany Malagasy
Teneno hoe : “Tsy mitovy ny ratsy sy ny tsara na dia mahaliana anao aza ny fahabetsahan’ny ratsy, koa mahatahora an’I Allah ianareo ry mahatsilo saina, angamba ahazo fahombiazana ianareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 98-102 — Al-Maidah

98اعْلَمُوا أَنَّ اللَّهَ شَدِيدُ الْعِقَابِ وَأَنَّ اللَّهَ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Fantaronareo fa I Allah dia tena mafy sazy ary koa I Allah dia be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
99مَّا عَلَى الرَّسُولِ إِلَّا الْبَلَاغُ ۗ وَاللَّهُ يَعْلَمُ مَا تُبْدُونَ وَمَا تَكْتُمُونَ
Tsy manana adidy ny Iraka afa-tsy ny fampitana ny hafatra, ary Allah dia mafantatra izay abaribarinareo sy izay afeninareo.
100قُل لَّا يَسْتَوِي الْخَبِيثُ وَالطَّيِّبُ وَلَوْ أَعْجَبَكَ كَثْرَةُ الْخَبِيثِ ۚ فَاتَّقُوا اللَّهَ يَا أُولِي الْأَلْبَابِ لَعَلَّكُمْ تُفْلِحُونَ
Teneno hoe : “Tsy mitovy ny ratsy sy ny tsara na dia mahaliana anao aza ny fahabetsahan’ny ratsy, koa mahatahora an’I Allah ianareo ry mahatsilo saina, angamba ahazo fahombiazana ianareo.
101يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَسْأَلُوا عَنْ أَشْيَاءَ إِن تُبْدَ لَكُمْ تَسُؤْكُمْ وَإِن تَسْأَلُوا عَنْهَا حِينَ يُنَزَّلُ الْقُرْآنُ تُبْدَ لَكُمْ عَفَا اللَّهُ عَنْهَا ۗ وَاللَّهُ غَفُورٌ حَلِيمٌ
O ianareo mpino ! Aoka ianareo tsy hanontany zavatra maro, raha aseho anareo izany dia hanahirana anareo , ary raha manontany izany ianareo eo amin’ny fotoana ampidinana ny Kor'any, dia haseho aminareo izany. Efa navelan’I Allah ny elokareo ny amin’izany. Ary Allah dia be Famelan-keloka sy tsara Fanahy indrindra.
102قَدْ سَأَلَهَا قَوْمٌ مِّن قَبْلِكُمْ ثُمَّ أَصْبَحُوا بِهَا كَافِرِينَ
Efa nisy nanontany izany ny vahoaka teo alohanareo, avy eo nitarika azy ireo tsy mpino izany.
Al-MaidahFizahan-takila Koraña
120Andininy
MedinanRevelation
100Andininy

Fandikana — Al-Maidah 100

Surah Al-Maidah Andininy 100 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Teneno hoe : “Tsy mitovy ny ratsy sy ny tsara…

Surah Andininy 100/120 — Al-Maidah المائدة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Maidah Henoy, Al-Maidah Fandikana, Al-Maidah mp3, Al-Maidah pdf. Andininy 98–102. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers