Al-Maidah · 99/120
Fandikana Fanononana — Al-Maidah
مَّا عَلَى الرَّسُولِ إِلَّا الْبَلَاغُ ۗ وَاللَّهُ يَعْلَمُ مَا تُبْدُونَ وَمَا تَكْتُمُونَ ۝٩٩
Maa `alar Rasooli illal balaagh; wallaahu ya`lamu maa tubdoona wa maa taktumoon
📖 Dikany Malagasy
Tsy manana adidy ny Iraka afa-tsy ny fampitana ny hafatra, ary Allah dia mafantatra izay abaribarinareo sy izay afeninareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 97-101 — Al-Maidah

97۞ جَعَلَ اللَّهُ الْكَعْبَةَ الْبَيْتَ الْحَرَامَ قِيَامًا لِّلنَّاسِ وَالشَّهْرَ الْحَرَامَ وَالْهَدْيَ وَالْقَلَائِدَ ۚ ذَٰلِكَ لِتَعْلَمُوا أَنَّ اللَّهَ يَعْلَمُ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ وَأَنَّ اللَّهَ بِكُلِّ شَيْءٍ عَلِيمٌ
Nataon’I Allah ny Ka’aba, ilay trano masina ho fitsanganan’ny olona , ny volana masina sy ireo atao fanatitra ary ny haingo famantarana . Izany dia mba ahafantaranareo fa I Allah dia Mahalala izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ny ety an-tany, ary Allah dia Mahafantatra ny zava-drehetra.
98اعْلَمُوا أَنَّ اللَّهَ شَدِيدُ الْعِقَابِ وَأَنَّ اللَّهَ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Fantaronareo fa I Allah dia tena mafy sazy ary koa I Allah dia be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
99مَّا عَلَى الرَّسُولِ إِلَّا الْبَلَاغُ ۗ وَاللَّهُ يَعْلَمُ مَا تُبْدُونَ وَمَا تَكْتُمُونَ
Tsy manana adidy ny Iraka afa-tsy ny fampitana ny hafatra, ary Allah dia mafantatra izay abaribarinareo sy izay afeninareo.
100قُل لَّا يَسْتَوِي الْخَبِيثُ وَالطَّيِّبُ وَلَوْ أَعْجَبَكَ كَثْرَةُ الْخَبِيثِ ۚ فَاتَّقُوا اللَّهَ يَا أُولِي الْأَلْبَابِ لَعَلَّكُمْ تُفْلِحُونَ
Teneno hoe : “Tsy mitovy ny ratsy sy ny tsara na dia mahaliana anao aza ny fahabetsahan’ny ratsy, koa mahatahora an’I Allah ianareo ry mahatsilo saina, angamba ahazo fahombiazana ianareo.
101يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَسْأَلُوا عَنْ أَشْيَاءَ إِن تُبْدَ لَكُمْ تَسُؤْكُمْ وَإِن تَسْأَلُوا عَنْهَا حِينَ يُنَزَّلُ الْقُرْآنُ تُبْدَ لَكُمْ عَفَا اللَّهُ عَنْهَا ۗ وَاللَّهُ غَفُورٌ حَلِيمٌ
O ianareo mpino ! Aoka ianareo tsy hanontany zavatra maro, raha aseho anareo izany dia hanahirana anareo , ary raha manontany izany ianareo eo amin’ny fotoana ampidinana ny Kor'any, dia haseho aminareo izany. Efa navelan’I Allah ny elokareo ny amin’izany. Ary Allah dia be Famelan-keloka sy tsara Fanahy indrindra.
Al-MaidahFizahan-takila Koraña
120Andininy
MedinanRevelation
99Andininy

Fandikana — Al-Maidah 99

Surah Al-Maidah Andininy 99 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy manana adidy ny Iraka afa-tsy ny fampitana ny hafatra,…

Surah Andininy 99/120 — Al-Maidah المائدة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Maidah Henoy, Al-Maidah Fandikana, Al-Maidah mp3, Al-Maidah pdf. Andininy 97–101. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers