Al-Maidah · 79/120
Fandikana Fanononana — Al-Maidah
كَانُوا لَا يَتَنَاهَوْنَ عَن مُّنكَرٍ فَعَلُوهُ ۚ لَبِئْسَ مَا كَانُوا يَفْعَلُونَ ۝٧٩
Kaanoo laa yatanaahawna `am munkarin fa`aluhoo; labi`sa maa kaanoo yafa`loon
📖 Dikany Malagasy
Tsy nifandràra tamin’ny fanaovana ireo aratsiana izay nataony izy ireo. Tena ratsy tokoa izany ny asa izay nataon’izy ireo!
🎧 Henoy

📜 Andininy 77-81 — Al-Maidah

77قُلْ يَا أَهْلَ الْكِتَابِ لَا تَغْلُوا فِي دِينِكُمْ غَيْرَ الْحَقِّ وَلَا تَتَّبِعُوا أَهْوَاءَ قَوْمٍ قَدْ ضَلُّوا مِن قَبْلُ وَأَضَلُّوا كَثِيرًا وَضَلُّوا عَن سَوَاءِ السَّبِيلِ
Teneno hoe: O ry olon’ny Boky! Aza manitatra be loatra amin’ny finoanareo ankoatry ny marina ianareo. Ary aza manaraka ny sitrapon’ny vahoaka izay efa very tany aloha ianareo, ary nanary olona betsaka ka niala tamin’ny lalana mahitsy.
78لُعِنَ الَّذِينَ كَفَرُوا مِن بَنِي إِسْرَائِيلَ عَلَىٰ لِسَانِ دَاوُودَ وَعِيسَى ابْنِ مَرْيَمَ ۚ ذَٰلِكَ بِمَا عَصَوا وَّكَانُوا يَعْتَدُونَ
Voahozona ireo izay tsy nino tamin’ny zanak’Israely tamin’ny alalan’ny vavan’i Davida sy Jesoa zanak’i Maria. Izany dia noho izy ireo tsy nankato sy nandika ny didy aman-dalàna.
79كَانُوا لَا يَتَنَاهَوْنَ عَن مُّنكَرٍ فَعَلُوهُ ۚ لَبِئْسَ مَا كَانُوا يَفْعَلُونَ
Tsy nifandràra tamin’ny fanaovana ireo aratsiana izay nataony izy ireo. Tena ratsy tokoa izany ny asa izay nataon’izy ireo!
80تَرَىٰ كَثِيرًا مِّنْهُمْ يَتَوَلَّوْنَ الَّذِينَ كَفَرُوا ۚ لَبِئْسَ مَا قَدَّمَتْ لَهُمْ أَنفُسُهُمْ أَن سَخِطَ اللَّهُ عَلَيْهِمْ وَفِي الْعَذَابِ هُمْ خَالِدُونَ
Ho hitanao ny maro amin’izy ireo maka ho mpiahy ireo izay tsy nino. Tena ratsy tokoa izay natolotr’izy ireo ho an’ny tenany ka niharan’ny hatezeran’I Allah izy ireo ary hitoetra ao anatin’ny sazy mandrakizay izy ireo.
81وَلَوْ كَانُوا يُؤْمِنُونَ بِاللَّهِ وَالنَّبِيِّ وَمَا أُنزِلَ إِلَيْهِ مَا اتَّخَذُوهُمْ أَوْلِيَاءَ وَلَٰكِنَّ كَثِيرًا مِّنْهُمْ فَاسِقُونَ
Ary raha nino an’I Allah sy ny Mpaminany ary izay nampidinina taminy izy ireo dia tsy nandray ireo tsy mpino ho mpiahy velively izy ireo. Kanefa maro amin’izy ireo no mpanao asa ratsy.
Al-MaidahFizahan-takila Koraña
120Andininy
MedinanRevelation
79Andininy

Fandikana — Al-Maidah 79

Surah Al-Maidah Andininy 79 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy nifandràra tamin’ny fanaovana ireo aratsiana izay nataony izy ireo.…

Surah Andininy 79/120 — Al-Maidah المائدة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Maidah Henoy, Al-Maidah Fandikana, Al-Maidah mp3, Al-Maidah pdf. Andininy 77–81. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers