Al-Maidah · 78/120
Fandikana Fanononana — Al-Maidah
لُعِنَ الَّذِينَ كَفَرُوا مِن بَنِي إِسْرَائِيلَ عَلَىٰ لِسَانِ دَاوُودَ وَعِيسَى ابْنِ مَرْيَمَ ۚ ذَٰلِكَ بِمَا عَصَوا وَّكَانُوا يَعْتَدُونَ ۝٧٨
Lu`inal lazeena kafaroo mim Baneee israaa`eela `alaa lisaani Daawooda wa `Eesab ni Maryam; zaalika bimaa `asaw wa kaanoo ya tadoon
📖 Dikany Malagasy
Voahozona ireo izay tsy nino tamin’ny zanak’Israely tamin’ny alalan’ny vavan’i Davida sy Jesoa zanak’i Maria. Izany dia noho izy ireo tsy nankato sy nandika ny didy aman-dalàna.
🎧 Henoy

📜 Andininy 76-80 — Al-Maidah

76قُلْ أَتَعْبُدُونَ مِن دُونِ اللَّهِ مَا لَا يَمْلِكُ لَكُمْ ضَرًّا وَلَا نَفْعًا ۚ وَاللَّهُ هُوَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ
Teneno hoe: "Manompo zavatra hafa ankoatran’I Allah ve ianareo izay tsy manana fahefana hanao na ny ratsy, na ny tsara aminareo?" Ary I Allah no Ilay tena Maheno Ilay Mahalala ny zava-drehetra.
77قُلْ يَا أَهْلَ الْكِتَابِ لَا تَغْلُوا فِي دِينِكُمْ غَيْرَ الْحَقِّ وَلَا تَتَّبِعُوا أَهْوَاءَ قَوْمٍ قَدْ ضَلُّوا مِن قَبْلُ وَأَضَلُّوا كَثِيرًا وَضَلُّوا عَن سَوَاءِ السَّبِيلِ
Teneno hoe: O ry olon’ny Boky! Aza manitatra be loatra amin’ny finoanareo ankoatry ny marina ianareo. Ary aza manaraka ny sitrapon’ny vahoaka izay efa very tany aloha ianareo, ary nanary olona betsaka ka niala tamin’ny lalana mahitsy.
78لُعِنَ الَّذِينَ كَفَرُوا مِن بَنِي إِسْرَائِيلَ عَلَىٰ لِسَانِ دَاوُودَ وَعِيسَى ابْنِ مَرْيَمَ ۚ ذَٰلِكَ بِمَا عَصَوا وَّكَانُوا يَعْتَدُونَ
Voahozona ireo izay tsy nino tamin’ny zanak’Israely tamin’ny alalan’ny vavan’i Davida sy Jesoa zanak’i Maria. Izany dia noho izy ireo tsy nankato sy nandika ny didy aman-dalàna.
79كَانُوا لَا يَتَنَاهَوْنَ عَن مُّنكَرٍ فَعَلُوهُ ۚ لَبِئْسَ مَا كَانُوا يَفْعَلُونَ
Tsy nifandràra tamin’ny fanaovana ireo aratsiana izay nataony izy ireo. Tena ratsy tokoa izany ny asa izay nataon’izy ireo!
80تَرَىٰ كَثِيرًا مِّنْهُمْ يَتَوَلَّوْنَ الَّذِينَ كَفَرُوا ۚ لَبِئْسَ مَا قَدَّمَتْ لَهُمْ أَنفُسُهُمْ أَن سَخِطَ اللَّهُ عَلَيْهِمْ وَفِي الْعَذَابِ هُمْ خَالِدُونَ
Ho hitanao ny maro amin’izy ireo maka ho mpiahy ireo izay tsy nino. Tena ratsy tokoa izay natolotr’izy ireo ho an’ny tenany ka niharan’ny hatezeran’I Allah izy ireo ary hitoetra ao anatin’ny sazy mandrakizay izy ireo.
Al-MaidahFizahan-takila Koraña
120Andininy
MedinanRevelation
78Andininy

Fandikana — Al-Maidah 78

Surah Al-Maidah Andininy 78 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Voahozona ireo izay tsy nino tamin’ny zanak’Israely tamin’ny alalan’ny vavan’i…

Surah Andininy 78/120 — Al-Maidah المائدة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Maidah Henoy, Al-Maidah Fandikana, Al-Maidah mp3, Al-Maidah pdf. Andininy 76–80. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers