Al-Maidah · 98/120
Fandikana Fanononana — Al-Maidah
اعْلَمُوا أَنَّ اللَّهَ شَدِيدُ الْعِقَابِ وَأَنَّ اللَّهَ غَفُورٌ رَّحِيمٌ ۝٩٨
I`lamooo annal laaha shadeedul `iqaabi wa annal laaha Ghafoorur Raheem
📖 Dikany Malagasy
Fantaronareo fa I Allah dia tena mafy sazy ary koa I Allah dia be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 96-100 — Al-Maidah

96أُحِلَّ لَكُمْ صَيْدُ الْبَحْرِ وَطَعَامُهُ مَتَاعًا لَّكُمْ وَلِلسَّيَّارَةِ ۖ وَحُرِّمَ عَلَيْكُمْ صَيْدُ الْبَرِّ مَا دُمْتُمْ حُرُمًا ۗ وَاتَّقُوا اللَّهَ الَّذِي إِلَيْهِ تُحْشَرُونَ
Tsy voarara ho anareo ireo hazan-dranomasina ary ny sakafo ao aminy ,mba ho fahafinaretana ho anareo sy ho an’ny mpandeha lavitra. Ary tsy azonareo atao ny mihaza an-tanety raha mbola ao anatin’ny Ihram ianareo. Ary matahora an'I Allah ianareo, any Aminy no hamoriana anareo.
97۞ جَعَلَ اللَّهُ الْكَعْبَةَ الْبَيْتَ الْحَرَامَ قِيَامًا لِّلنَّاسِ وَالشَّهْرَ الْحَرَامَ وَالْهَدْيَ وَالْقَلَائِدَ ۚ ذَٰلِكَ لِتَعْلَمُوا أَنَّ اللَّهَ يَعْلَمُ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ وَأَنَّ اللَّهَ بِكُلِّ شَيْءٍ عَلِيمٌ
Nataon’I Allah ny Ka’aba, ilay trano masina ho fitsanganan’ny olona , ny volana masina sy ireo atao fanatitra ary ny haingo famantarana . Izany dia mba ahafantaranareo fa I Allah dia Mahalala izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ny ety an-tany, ary Allah dia Mahafantatra ny zava-drehetra.
98اعْلَمُوا أَنَّ اللَّهَ شَدِيدُ الْعِقَابِ وَأَنَّ اللَّهَ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Fantaronareo fa I Allah dia tena mafy sazy ary koa I Allah dia be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
99مَّا عَلَى الرَّسُولِ إِلَّا الْبَلَاغُ ۗ وَاللَّهُ يَعْلَمُ مَا تُبْدُونَ وَمَا تَكْتُمُونَ
Tsy manana adidy ny Iraka afa-tsy ny fampitana ny hafatra, ary Allah dia mafantatra izay abaribarinareo sy izay afeninareo.
100قُل لَّا يَسْتَوِي الْخَبِيثُ وَالطَّيِّبُ وَلَوْ أَعْجَبَكَ كَثْرَةُ الْخَبِيثِ ۚ فَاتَّقُوا اللَّهَ يَا أُولِي الْأَلْبَابِ لَعَلَّكُمْ تُفْلِحُونَ
Teneno hoe : “Tsy mitovy ny ratsy sy ny tsara na dia mahaliana anao aza ny fahabetsahan’ny ratsy, koa mahatahora an’I Allah ianareo ry mahatsilo saina, angamba ahazo fahombiazana ianareo.
Al-MaidahFizahan-takila Koraña
120Andininy
MedinanRevelation
98Andininy

Fandikana — Al-Maidah 98

Surah Al-Maidah Andininy 98 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fantaronareo fa I Allah dia tena mafy sazy ary koa…

Surah Andininy 98/120 — Al-Maidah المائدة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Maidah Henoy, Al-Maidah Fandikana, Al-Maidah mp3, Al-Maidah pdf. Andininy 96–100. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers