Adh-Dhariyat · 9/60
Fandikana Fanononana — Surah Adh-Dhariyat
يُؤْفَكُ عَنْهُ مَنْ أُفِكَ ۝٩
Yu`faku `anhu man ufik
📖 Dikany Malagasy
Ary mihataka aminy (kor’any) izay mihataka amin’ny finoana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 7-11 — Surah Adh-Dhariyat

7وَالسَّمَاءِ ذَاتِ الْحُبُكِ
Mianiana amin’ny lanitra izay misy lalana voafaritra tsara Aho,
8إِنَّكُمْ لَفِي قَوْلٍ مُّخْتَلِفٍ
Fa mifanohitra ny zavatra lazainareo.
9يُؤْفَكُ عَنْهُ مَنْ أُفِكَ
Ary mihataka aminy (kor’any) izay mihataka amin’ny finoana.
10قُتِلَ الْخَرَّاصُونَ
Novonoina ireo mpandainga,
11الَّذِينَ هُمْ فِي غَمْرَةٍ سَاهُونَ
Izay nilatsaka tao anatin’ny tsy firaharahiana.
Adh-DhariyatFizahan-takila Koraña
60Andininy
MeccanRevelation
9Andininy

Fandikana — Adh-Dhariyat 9

Surah Adh-Dhariyat Andininy 9 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary mihataka aminy (kor’any) izay mihataka amin’ny finoana.

Surah Andininy 9/60 — Surah Adh-Dhariyat الذاريات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Adh-Dhariyat Henoy, Surah Adh-Dhariyat Fandikana, Surah Adh-Dhariyat mp3, Surah Adh-Dhariyat pdf. Andininy 7–11. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers