At-Toury · 12/49
Fandikana Fanononana — Surah At-Toury
الَّذِينَ هُمْ فِي خَوْضٍ يَلْعَبُونَ ۝١٢
Allazeena hum fee khawdiny yal`aboon
📖 Dikany Malagasy
Ireo izay nandany andro amin’ny resaka tsy misy antony,

🎧 Henoy


📜 Andininy 10-14 — Surah At-Toury

10وَتَسِيرُ الْجِبَالُ سَيْرًا
Ary andehanan’ireo tendrombohitra.
11فَوَيْلٌ يَوْمَئِذٍ لِّلْمُكَذِّبِينَ
Amin’izany andro izany, dia loza ho an’ireo nilaza lainga (ny famantarana avy amin’Allah)
12الَّذِينَ هُمْ فِي خَوْضٍ يَلْعَبُونَ
Ireo izay nandany andro amin’ny resaka tsy misy antony,
13يَوْمَ يُدَعُّونَ إِلَىٰ نَارِ جَهَنَّمَ دَعًّا
Amin’ny andro izay hanosehana azy ireo an-keriny, ho any amin’ny afon’ny helo.
14هَٰذِهِ النَّارُ الَّتِي كُنتُم بِهَا تُكَذِّبُونَ
Indro ny afo, izay noheverinareo ho lainga.
At-TouryFizahan-takila Koraña
49Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — At-Toury 12

Surah At-Toury Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ireo izay nandany andro amin’ny resaka tsy misy antony,

Surah Andininy 12/49 — Surah At-Toury الطور (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Toury Henoy, Surah At-Toury Fandikana, Surah At-Toury mp3, Surah At-Toury pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers