At-Toury · 13/49
Fandikana Fanononana — Surah At-Toury
يَوْمَ يُدَعُّونَ إِلَىٰ نَارِ جَهَنَّمَ دَعًّا ۝١٣
Yawma yuda`-`oona ilaa naari jahannama da`-`aa
📖 Dikany Malagasy
Amin’ny andro izay hanosehana azy ireo an-keriny, ho any amin’ny afon’ny helo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 11-15 — Surah At-Toury

11فَوَيْلٌ يَوْمَئِذٍ لِّلْمُكَذِّبِينَ
Amin’izany andro izany, dia loza ho an’ireo nilaza lainga (ny famantarana avy amin’Allah)
12الَّذِينَ هُمْ فِي خَوْضٍ يَلْعَبُونَ
Ireo izay nandany andro amin’ny resaka tsy misy antony,
13يَوْمَ يُدَعُّونَ إِلَىٰ نَارِ جَهَنَّمَ دَعًّا
Amin’ny andro izay hanosehana azy ireo an-keriny, ho any amin’ny afon’ny helo.
14هَٰذِهِ النَّارُ الَّتِي كُنتُم بِهَا تُكَذِّبُونَ
Indro ny afo, izay noheverinareo ho lainga.
15أَفَسِحْرٌ هَٰذَا أَمْ أَنتُمْ لَا تُبْصِرُونَ
Majika va izany, sa ianareo no tsy mahita tsara ?
At-TouryFizahan-takila Koraña
49Andininy
MeccanRevelation
13Andininy

Fandikana — At-Toury 13

Surah At-Toury Andininy 13 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Amin’ny andro izay hanosehana azy ireo an-keriny, ho any amin’ny…

Surah Andininy 13/49 — Surah At-Toury الطور (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Toury Henoy, Surah At-Toury Fandikana, Surah At-Toury mp3, Surah At-Toury pdf. Andininy 11–15. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers