At-Toury · 17/49
Fandikana Fanononana — Surah At-Toury
إِنَّ الْمُتَّقِينَ فِي جَنَّاتٍ وَنَعِيمٍ ۝١٧
Innal muttaqeena fee jannaatinw wa na`eem
📖 Dikany Malagasy
Ho ao amin’ireo zaridaina sy fahasambarana ireo vontom-pinoana,

🎧 Henoy


📜 Andininy 15-19 — Surah At-Toury

15أَفَسِحْرٌ هَٰذَا أَمْ أَنتُمْ لَا تُبْصِرُونَ
Majika va izany, sa ianareo no tsy mahita tsara ?
16اصْلَوْهَا فَاصْبِرُوا أَوْ لَا تَصْبِرُوا سَوَاءٌ عَلَيْكُمْ ۖ إِنَّمَا تُجْزَوْنَ مَا كُنتُمْ تَعْمَلُونَ
Miareta ao ianareo ! Na miaritra ianareo na tsy miaritra, dia mitovy ihany izany ho anareo, fa araka izay nataonareo no amaliana anareo.
17إِنَّ الْمُتَّقِينَ فِي جَنَّاتٍ وَنَعِيمٍ
Ho ao amin’ireo zaridaina sy fahasambarana ireo vontom-pinoana,
18فَاكِهِينَ بِمَا آتَاهُمْ رَبُّهُمْ وَوَقَاهُمْ رَبُّهُمْ عَذَابَ الْجَحِيمِ
Hifaly izy ireo amin’izay homen’ny Tompony azy, ary harovan’ny Tompony amin’ny famaizan’ny afo mamaivay izy ireo.
19كُلُوا وَاشْرَبُوا هَنِيئًا بِمَا كُنتُمْ تَعْمَلُونَ
Koa mihinana ary misotroa amim-pilaminana ianareo, ho valisoa tamin’izay nataonareo.
At-TouryFizahan-takila Koraña
49Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — At-Toury 17

Surah At-Toury Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ho ao amin’ireo zaridaina sy fahasambarana ireo vontom-pinoana,

Surah Andininy 17/49 — Surah At-Toury الطور (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Toury Henoy, Surah At-Toury Fandikana, Surah At-Toury mp3, Surah At-Toury pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers