An-Najm · 13/62
Fandikana Fanononana — An-Najm
وَلَقَدْ رَآهُ نَزْلَةً أُخْرَىٰ ۝١٣
Wa laqad ra aahu nazlatan ukhraa
📖 Dikany Malagasy
Efa hitany tamin’ny fidinana hafa koa anefa izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 11-15 — An-Najm

11مَا كَذَبَ الْفُؤَادُ مَا رَأَىٰ
Tsy nandainga tamin’izay hitany ny fo.
12أَفَتُمَارُونَهُ عَلَىٰ مَا يَرَىٰ
Moa toherinareo amin’izay hitany va izy ?
13وَلَقَدْ رَآهُ نَزْلَةً أُخْرَىٰ
Efa hitany tamin’ny fidinana hafa koa anefa izy.
14عِندَ سِدْرَةِ الْمُنتَهَىٰ
Teo akaikin'ny Sidratoul-mountaha.
15عِندَهَا جَنَّةُ الْمَأْوَىٰ
Eo akaikiny no misy ny zaridainan’ny fialofana (mandrakizay).
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
13Andininy

Fandikana — An-Najm 13

Surah An-Najm Andininy 13 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Efa hitany tamin’ny fidinana hafa koa anefa izy.

Surah Andininy 13/62 — An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Najm Henoy, An-Najm Fandikana, An-Najm mp3, An-Najm pdf. Andininy 11–15. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers