An-Najm · 12/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
أَفَتُمَارُونَهُ عَلَىٰ مَا يَرَىٰ ۝١٢
Afatumaaroonahoo `alaa maayaraa
📖 Dikany Malagasy
Moa toherinareo amin’izay hitany va izy ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 10-14 — Surah An-Najm

10فَأَوْحَىٰ إِلَىٰ عَبْدِهِ مَا أَوْحَىٰ
Nambarany tamin’ny mpanompony izay nambarany.
11مَا كَذَبَ الْفُؤَادُ مَا رَأَىٰ
Tsy nandainga tamin’izay hitany ny fo.
12أَفَتُمَارُونَهُ عَلَىٰ مَا يَرَىٰ
Moa toherinareo amin’izay hitany va izy ?
13وَلَقَدْ رَآهُ نَزْلَةً أُخْرَىٰ
Efa hitany tamin’ny fidinana hafa koa anefa izy.
14عِندَ سِدْرَةِ الْمُنتَهَىٰ
Teo akaikin'ny Sidratoul-mountaha.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — An-Najm 12

Surah An-Najm Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa toherinareo amin’izay hitany va izy ?

Surah Andininy 12/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers