An-Najm · 25/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
فَلِلَّهِ الْآخِرَةُ وَالْأُولَىٰ ۝٢٥
Falillaahil aakhiratu wal oolaa
📖 Dikany Malagasy
An’I Allah ny fiainana any ankoatra, sy ny fiainana eto an-tany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 23-27 — Surah An-Najm

23إِنْ هِيَ إِلَّا أَسْمَاءٌ سَمَّيْتُمُوهَا أَنتُمْ وَآبَاؤُكُم مَّا أَنزَلَ اللَّهُ بِهَا مِن سُلْطَانٍ ۚ إِن يَتَّبِعُونَ إِلَّا الظَّنَّ وَمَا تَهْوَى الْأَنفُسُ ۖ وَلَقَدْ جَاءَهُم مِّن رَّبِّهِمُ الْهُدَىٰ
Anarana noforoninareo ihany izany, ianareo sy ny razam-benareo, fa tsy nampidina porofo mikasika izany I Allah. Tsy manaraka afa-tsy ny fiheverany sy ny sitrapony ihany izy ireo, nefa efa tonga tamin’izy ireo ny tari-dalana avy amin’ny Tompony .
24أَمْ لِلْإِنسَانِ مَا تَمَنَّىٰ
Sa efa nahazo izay rehetra niriny kosa ny olombelona.
25فَلِلَّهِ الْآخِرَةُ وَالْأُولَىٰ
An’I Allah ny fiainana any ankoatra, sy ny fiainana eto an-tany.
26۞ وَكَم مِّن مَّلَكٍ فِي السَّمَاوَاتِ لَا تُغْنِي شَفَاعَتُهُمْ شَيْئًا إِلَّا مِن بَعْدِ أَن يَأْذَنَ اللَّهُ لِمَن يَشَاءُ وَيَرْضَىٰ
Ary firifiry ireo anjely any an-danitra, no tsy hahazoana tombotsoa mihitsy ny fanelanelanan’izy ireo, raha tsy aorian’ny alalana avy amin’I Allah, ho an’izay tiany sy ankasitrahany.
27إِنَّ الَّذِينَ لَا يُؤْمِنُونَ بِالْآخِرَةِ لَيُسَمُّونَ الْمَلَائِكَةَ تَسْمِيَةَ الْأُنثَىٰ
Ireo izay tsy mino ny any ankoatra, dia manome anaram-behivavy ireo Anjely.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
25Andininy

Fandikana — An-Najm 25

Surah An-Najm Andininy 25 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : An’I Allah ny fiainana any ankoatra, sy ny fiainana eto…

Surah Andininy 25/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 23–27. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers