An-Najm · 24/62
Fandikana Fanononana — An-Najm
أَمْ لِلْإِنسَانِ مَا تَمَنَّىٰ ۝٢٤
Am lil insaani maa taman naa
📖 Dikany Malagasy
Sa efa nahazo izay rehetra niriny kosa ny olombelona.
🎧 Henoy

📜 Andininy 22-26 — An-Najm

22تِلْكَ إِذًا قِسْمَةٌ ضِيزَىٰ
Tena fizarana vilana kosa izany !
23إِنْ هِيَ إِلَّا أَسْمَاءٌ سَمَّيْتُمُوهَا أَنتُمْ وَآبَاؤُكُم مَّا أَنزَلَ اللَّهُ بِهَا مِن سُلْطَانٍ ۚ إِن يَتَّبِعُونَ إِلَّا الظَّنَّ وَمَا تَهْوَى الْأَنفُسُ ۖ وَلَقَدْ جَاءَهُم مِّن رَّبِّهِمُ الْهُدَىٰ
Anarana noforoninareo ihany izany, ianareo sy ny razam-benareo, fa tsy nampidina porofo mikasika izany I Allah. Tsy manaraka afa-tsy ny fiheverany sy ny sitrapony ihany izy ireo, nefa efa tonga tamin’izy ireo ny tari-dalana avy amin’ny Tompony .
24أَمْ لِلْإِنسَانِ مَا تَمَنَّىٰ
Sa efa nahazo izay rehetra niriny kosa ny olombelona.
25فَلِلَّهِ الْآخِرَةُ وَالْأُولَىٰ
An’I Allah ny fiainana any ankoatra, sy ny fiainana eto an-tany.
26۞ وَكَم مِّن مَّلَكٍ فِي السَّمَاوَاتِ لَا تُغْنِي شَفَاعَتُهُمْ شَيْئًا إِلَّا مِن بَعْدِ أَن يَأْذَنَ اللَّهُ لِمَن يَشَاءُ وَيَرْضَىٰ
Ary firifiry ireo anjely any an-danitra, no tsy hahazoana tombotsoa mihitsy ny fanelanelanan’izy ireo, raha tsy aorian’ny alalana avy amin’I Allah, ho an’izay tiany sy ankasitrahany.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
24Andininy

Fandikana — An-Najm 24

Surah An-Najm Andininy 24 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sa efa nahazo izay rehetra niriny kosa ny olombelona.

Surah Andininy 24/62 — An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Najm Henoy, An-Najm Fandikana, An-Najm mp3, An-Najm pdf. Andininy 22–26. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers