An-Najm · 3/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
وَمَا يَنطِقُ عَنِ الْهَوَىٰ ۝٣
Wa maa yyantiqu `anilhawaaa
📖 Dikany Malagasy
Ary tsy miteny araka ny sitrapony izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah An-Najm

1وَالنَّجْمِ إِذَا هَوَىٰ
Mianiana amin’ny kintana izay efa hilentika Aho !
2مَا ضَلَّ صَاحِبُكُمْ وَمَا غَوَىٰ
Fa tsy diso lalana ny namanareo, ary tsy tafiditra anatin'ny fahadisoana.
3وَمَا يَنطِقُ عَنِ الْهَوَىٰ
Ary tsy miteny araka ny sitrapony izy.
4إِنْ هُوَ إِلَّا وَحْيٌ يُوحَىٰ
Fa izany dia faminaniana tonga taminy.
5عَلَّمَهُ شَدِيدُ الْقُوَىٰ
Izay nampianarin’ilay hery lehibe taminy.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — An-Najm 3

Surah An-Najm Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsy miteny araka ny sitrapony izy.

Surah Andininy 3/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers