Ar-Rahman · 37/78
Fandikana Fanononana — Ar-Rahman
فَإِذَا انشَقَّتِ السَّمَاءُ فَكَانَتْ وَرْدَةً كَالدِّهَانِ ۝٣٧
Fa-izan shaqqatis samaaa`u fakaanat wardatan kaddihaan
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa hitriatra ny lanitra dia hivaivay tahaka ny hoditra mena.

🎧 Henoy


📜 Andininy 35-39 — Ar-Rahman

35يُرْسَلُ عَلَيْكُمَا شُوَاظٌ مِّن نَّارٍ وَنُحَاسٌ فَلَا تَنتَصِرَانِ
Ho alefa aminareo ny lelan’afo sy ny setroka, ka tsy hisy mpamonjy ianareo.
36فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
37فَإِذَا انشَقَّتِ السَّمَاءُ فَكَانَتْ وَرْدَةً كَالدِّهَانِ
Ary rehefa hitriatra ny lanitra dia hivaivay tahaka ny hoditra mena.
38فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
39فَيَوْمَئِذٍ لَّا يُسْأَلُ عَن ذَنبِهِ إِنسٌ وَلَا جَانٌّ
Amin’izay dia tsy hametrahana fanontaniana mikasika ny fahotany na ny olombelona na ny djiny.
Ar-RahmanFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
37Andininy

Fandikana — Ar-Rahman 37

Surah Ar-Rahman Andininy 37 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa hitriatra ny lanitra dia hivaivay tahaka ny hoditra…

Surah Andininy 37/78 — Ar-Rahman الرحمن (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Rahman Henoy, Ar-Rahman Fandikana, Ar-Rahman mp3, Ar-Rahman pdf. Andininy 35–39. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers